malahelo
61. Herimiafina
(
16/10/2005 18:13)
Ki di ke zai envie de tsain tsain be, il suffit za mifantasma be anao de vita, hehehehe:-D:-D
62. hesham
(
16/10/2005 18:15)
Herimiafina:
Raha tsisy tsain be de efa ni-tsain-tsain-tsain isika sy enao, hohohohohoho, c'est chaud, hehehe :-D:-D:-D
c`est toi meme
63. Herimiafina
(
16/10/2005 18:26)
Ka raha mitsaintsain be aminao zah tsy midika hoe te-hitsain tsain be. mety mahita anao fotsiny zah de efa vita ny zavadrehetra, hehehehehe:-D
64. hesham
(
16/10/2005 18:30)
Aza menatra moa miteny hoe te hi tsain tsain e , normal anie zany eeee .
65. Herimiafina
(
16/10/2005 18:31)
Manjary maniky eo enao de misalasala njay zah kou, facile loatra hozy njay zah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
66. hesham
(
16/10/2005 18:40)
Ka za tsy hanaiky mintsy e , na mitsotra ny marina ary ianao .:-D:-D:-D
67. Herimiafina
(
16/10/2005 18:41)
Hehehehee, na tsy manaiky aza i toi zah mahita bedabe otsan'iny, iny kou ko ampifilaina eo. hehehehhee:-D:-D:-D:-D
69. Herimiafina
(
16/10/2005 22:21)
Zah kambony tsy mahita bedabe zany sady tsy mitady e, tsy tia an'izany zah fa zavatra manadany fotoana sy vola ary hery zany, tssss. hehehehe:-D:-D:-D:-D
71. Herimiafina
(
16/10/2005 22:32)
eeeh, raha mba fantatro mantsy fa tsy mandaitsa aty amiko ny tsain-tsain an, de gaga enao hoe f'angaha herimiafina ty robot e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
73. Herimiafina
(
16/10/2005 22:38)
hehehehe, ze hiheveranao azy, fa nenah ny saina any ambony fa tsy any ambany otsan'ny anareo olombelona, heheheheh :-D:-D:-D:-D
75. Herimiafina
(
16/10/2005 22:48)
Ojiiii, vinitsa ngah ny havako izany, eeeeh, ny anao kambony ny saina any ambony mitovy ny anah e. hhehehehe:-D
76. hesham
(
16/10/2005 22:52)
Tsy vinitra mintsy fa everiko fa miresaka amina biby za kay olombelona mitovy amiko ihany .
77. Herimiafina
(
17/10/2005 00:57)
Heeeeeh, iza no lazainao fa olombelona, tssss, heheheheheheh :-D:-D:-D
79. Herimiafina
(
17/10/2005 01:23)
Zay ahay, misaotra amlé compliment tsara be, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
80. jangalitika
(
17/10/2005 08:05)
io akia rehefa folahandry akia izy manaiky ihany ny farany an! indry manaraka ny teniny io foana no hanaovanaovany an-dry io! fa andramo ange mandehana e! de mandehana foana e! fa folaka io no farany, izy tsy hisaraka amin-dry izany velively, sady mody manao an\'izany izy fa raha tsy izany izy tsy mi se sentir hoe lehilahy sy hoe lohampianakaviana! de lazao anazy hoe za hoe ange afaka nandainga taminao e! fa satria za franche aminao de teneniko anao ny marina de ataovy an\'izany! de mety foana akia izy am farany a!