malahelo

81. chipie1 ( 17/10/2005 11:46)
sarotra be ihany raha oe izao vao hamolaka zany ! taminy voalohany no tokony efa napetraka kely lé izy !
82. xxx ( 17/10/2005 11:46)
jangalitika misaotra betsaka anao e .(l)
83. lilbon ( 17/10/2005 12:12)
izao we ndana mandeha manao izay tokony hatao fa tsiss fanakanana zany io !
ze tsy mahatanty no miala sa ahoana ?
:evil::twisted:
84. hesham ( 17/10/2005 14:14)
lilbon weeeeee merci an
85. boubounezy ( 17/10/2005 21:09)
misy karazany fa miankina @ fomba fiainanareo2 ao antrano iany io, fa ny amiko alou ny fandraisako anizany,ataoko hoe misy fitiavana iany izy @nao matou nipetraka nefa misy aratsindo iany kou no sady tena ty tena be fa ra tsy mahay énao dé tampoka be @nao no itenanany @nao fa tsy tia anao ntsony izy. ary za mino fa mampirafy io vadinao io mato izy mivoka fona nefa ra vo enao mba ivoka ka tsy mitondra azy dé tezitra izy. satry everiny fa ra hivoka zany enao dé hanao zay mety fomba fanaony any ivelany refa mivoka izy. donc,,!!!"TY TENA BE LE SIPA IO FA ADABOY ANY" angamba mbola tantinao ny hanaovany anao anizany!!! fa very eo enao!!!!


xxx:

Za reto tena malahelo mihintsy fa zao an , za dia olona tsy mpivoka ny trano , tsy manana namana be zany fa ny namako dia ny mpiaramiasa ary ao ampiasana ihany izy no namako fa tsy mba mandehandeha any ivelany izany . Ny vadiko rehefa te hivoka dia mivoka fona ary mahazo lalana amiko fona tsy nasiako olana mihintsy . Mba inviten`ny mpiaramiasa ary za @ anniversaire ny dia mba niteny tamin`ilay vadiko fa romotra be izy satria naheno ilay ora hoe 18h jusque 2h du matin nefa za tsy te hitondra azy satria tsy misy mitondra vady ny mpiaramiasa . Tsy hitako izay itarainana dia manoratra eto za .Hasarotampiaro ve io sa fitiavantena sa haratsiandoha .:?::?::?:



86. xxx ( 17/10/2005 23:54)
Misaotra anao boubounezy .Maha lasa saina mintsy .:?:
87. Herimiafina ( 18/10/2005 00:14)
Non kosa e, aza ariana izany ileiry fa mba mampanaelo ange e, 8)8)
88. xxx ( 18/10/2005 00:22)
Raha ariko ve de tantasin`i herimiafina ??:-D:-D:-D
89. Herimiafina ( 18/10/2005 00:24)
Ie, mbola tsitanao zany manenina be zany hoe tahak'izay tsy nariana, fa kay ny bandy hafa mbola degany be lavitra no le vady malalako iny, hehehehe :-D:-D:-D:-D
90. hesham ( 18/10/2005 00:29)
Kay mianjy ny sisako fotsiny io .
Ie , le degany zay mintsy zao no tedaviko raha hisolo aho.:-D:-D
91. Herimiafina ( 18/10/2005 00:31)
Le degany be otsanah ireny ve, hehehehe:-D:-D
92. hesham ( 18/10/2005 00:38)
Ianao hoy aho tsy tiko fa aza misisika.:-D:-D:-D:-D
Inao ve zao miteny fa hoe degany ianao tssssssss.:-D:-D:-D:-D:-D
93. Herimiafina ( 18/10/2005 00:39)
Taiza kou zah nisiska teo, misy isisihana ngah any amin'i toi any, hehehehe :-D:-D:-D
94. hesham ( 18/10/2005 00:44)
Hita fa be sisika e . Ie ary @ shelter misy azo isisihana raha interse toi .:-D:-D:-D
95. Herimiafina ( 18/10/2005 00:46)
Le shelter afeninao any aminao iny no tiko hisisihana, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
96. hesham ( 18/10/2005 00:54)
Ialana tsiny fa tsisy shelter afenina aty , mbola mitady hirika ihany tsssss . Efa hoe ianao tsy tiako .:-D:-D:-D
97. Herimiafina ( 18/10/2005 00:58)
Ngah ny shelter nao ry tonaka tsy afenina e? hehehehehe, ahahy fa maina fav lozan'ilay bandy tokony hialokaloka ao mijery jazz, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
98. hesham ( 18/10/2005 01:10)
Tsy zakan`ny sainao mintsy le vadiko mivoka any @ jazz an. Za tompony ary tsy saropiaro dia ianao indray no miseho sarotiny .:-D:-D:-D:-D
99. Herimiafina ( 18/10/2005 01:15)
Za koa mansty efa mba tiatia an'io jazz io taloha e, misy Jazz-ko zay tany Ambohimanarina tany, sady hotesy de l'air. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
100. hesham ( 18/10/2005 01:17)
:-D:-D:-D otran`ny tsy nanontany anao aloha za na nanana jazz ianao e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7022