Aza mba tia vola ihany woa. Marina ê !!!
1. Bocassa
(
26/08/2005 18:30)
Nisy hono rangahy iray izay efa tena soir be mihintsy. Eo amin'ny 70 taona eo ranamana. Kanefa mbola nanapa-kevitra ihany fa hitady vady. Izy rahateo moa tena mpanankarena be mihintsy. Malaza ho mpanam-bola be rabainina. Taitra noho izany ity vehivavy iray izay tena tsara tarehy be eo amin'ny tanàna. Ka hoy rasipa tao an'eritreritra: "Aleo vadiana io rangahy be io. Raha maty mantsy io dia mba mandova ny tenanay. Izy rahateo efa tena soir be."
Natao tokoa ary ny mariazy ka dia vita soa aman-tsara. Samy faly ery izy mivady avy eo. I Rasipa ary tena nandihy mihintsy. Afaka tapa-bolana anefa, inona hoy ianao no zava-nitranga ? Ilay vehivavy indray no maty. Tena gravy be mihintsy an!! Aleo ihany mitandrina mba tsy ho voan'izany. Ahoana ny hevitrao ???

novalian'i hesham ny 23/09/2005 19:02
2. dakoma
(
26/08/2005 18:36)
Tsy itako mihintsy ny problemanao.Tsy nisy forsena taminy basy teo anambady,avieo maty ramatoa.Iza no hahalala ra toronao raham-pitso na anambady ianao na tsia.Normal tsara daholo ny zavatra nitranga,fa aza taitaitra.
3. Herimiafina
(
26/08/2005 19:07)
Samy manaiky angamba isika mianakavy raha hiteny aho hoe: "ratsy ny halatra, ratsy ny fisolokiana, ratsy ny fitaka, sns". Tezitra isika raha voasoloky, voafitaka, nisy nangalatra ny fanananantsika.
Ny mahagaga dia misy olona mpanao toy ny ao amin'io tantaran'i Bocassa io manameloka ny mpisoloky ny mpangalatra nefa ny ataony mitovy amin'ny ataon'ny mpisoloky sy ny mpangalatra ihany, ary mahagaga koa ny olona mahita an'izany ho normale fa tokony alefa any amin'ny psikology rapide fa danger public.

4. Veloo
(
26/08/2005 19:18)
bocassa a eeeeeeee mampalahelo e ka inn moa no azo atao... izay mihitsy aleo mitandrina tsara...
5. dakoma
(
26/08/2005 19:25)
Herimiafina:
Samy manaiky angamba isika mianakavy raha hiteny aho hoe: "ratsy ny halatra, ratsy ny fisolokiana, ratsy ny fitaka, sns". Tezitra isika raha voasoloky, voafitaka, nisy nangalatra ny fanananantsika.
Ny mahagaga dia misy olona mpanao toy ny ao amin'io tantaran'i Bocassa io manameloka ny mpisoloky ny mpangalatra nefa ny ataony mitovy amin'ny ataon'ny mpisoloky sy ny mpangalatra ihany, ary mahagaga koa ny olona mahita an'izany ho normale fa tokony alefa any amin'ny psikology rapide fa danger public.
Aza demba teh hoderaina letsy fa makando.Nisy niforse any baina hanambady nga.azony natao tsara ny nanao fotsiny.Aiza ny olanao?
6. Herimiafina
(
26/08/2005 19:29)
dakoma:
Aza demba teh hoderaina letsy fa makando.Nisy niforse any baina hanambady nga.azony natao tsara ny nanao fotsiny.Aiza ny olanao?
Tsy dia hitako ny idiran'ilay teny voalohany ato anatin'ity hevitra iray ity. raha tsy nmahatanty liberalisma sy demokrasia sy fanalalahana dia ndehana mody any anaty ala any.
8. dakoma
(
26/08/2005 19:52)

Makaleo be enao mila 19 lava izao.
9. zefalah
(
26/08/2005 22:04)
tetika ariva maty ray alina izy.
mitetika ny hitoraka vorona anakiroa @ vato ray.
zany ve de mba ho ekeny saina.
tsy fitiavana fa zavatra afa?

10. Herimiafina
(
26/08/2005 22:58)
dakoma:
Makaleo be enao mila 19 lava izao.
Ianao izany anie mitady tsy mahazaka an'ilay izy e. Inona ny olana. Tsy dia tiako loatra ilay maka an'ilay 19 fa ataovy 20 rangahy raha manana ianao an.
11. Bocassa
(
27/08/2005 07:32)
dakoma > Ny any aminareo any angamba dia fanambadiana amboarina no manjaka. Tsy misy akory ilay fitiavana fa ny vola fotsiny no maha-maika. Amboary ny fomba fiteny ry dakoma â! Mafinaritra be ny mahita anao mivonto fo toy izao. Tandremo sao tapaka lalan-drà â! Misaotra ê!!
14. Kotity
(
27/08/2005 17:35)
dakoma , nojereko ny momba anao dia zao ny soratra ao, zao dia mpivavaka.
De gaga aho :?:
De gaga aho :?:
15. dakoma
(
27/08/2005 21:24)
Kotity:
dakoma , nojereko ny momba anao dia zao ny soratra ao, zao dia mpivavaka.
De gaga aho :?:
Aza gaga mo e!Enao ve de afaka hitsara ny finoko?samby manota izao.Misy fitenenana Amerikan manao hoe Rah mbola tsy voaporofo ny mifanohitra aminy hiapangana azy dia tsy meloka izy.Amiko le vvavy tsy nanao heloka.Nanambady izy deh maty.Aiza ny olana?
18. Herimiafina
(
28/08/2005 15:50)
Izahay koa tia an'i Dakoma fa tandremo ihany ry Dakoma fa toa lasa tia fosa, manisy sira, mitovy ireo bandy tenenin'i Dakoma ireo koa i Dakoma izany an.
Sa i Dakoma koa sahy hilaza hoe marina na dia mbola tsy nahita porofo aza izahay?

19. rijatsif
(
28/08/2005 16:40)
Tsy hitako izay hidiran'ny resaka merina amin'ity adihevitra ity ???? Fannn mitsy aho k'le:-@
20. Herimiafina
(
28/08/2005 21:49)
Ka misy dakoma metisy bara izany hono tsy tia bandy merina nefa tia vehivavy merina be mahintsiny koh