Aza mba tia vola ihany woa. Marina ê !!!
24. ravakamalala
(
30/08/2005 10:04)
Alamiiiinnno, alamino fa tsara ny sôma!!!!
Alamino dakôma fa iano anie vao mora tezitra eo dia vao maika rangitin ny olona fa calmos e
Alamino dakôma fa iano anie vao mora tezitra eo dia vao maika rangitin ny olona fa calmos e
25. Bocassa
(
30/08/2005 14:04)
ravakamalala:
Alamiiiinnno, alamino fa tsara ny sôma!!!!
Alamino dakôma fa iano anie vao mora tezitra eo dia vao maika rangitin ny olona fa calmos e
Marina mintsy zany
30. Veloo
(
02/09/2005 16:23)
fijo zany ve? tsy fantatro ndray zany, ka mahasalama kosa anie ny akondro e be potassium, ny coco be cholesterol :-D:-D:-D:-D
31. ralaisa
(
02/09/2005 18:41)
Fijo kosa,toa ohatran'ny manala an'i Dakoma fotsiny.Tsy maintsy mba manolotra argument koa ianareo mba hiarahan-tsika midinika.Izay mantsy no tena ilaina itony takelaka itony.
32. ft
(
03/09/2005 16:22)
dakoma:
Kotity:
dakoma , nojereko ny momba anao dia zao ny soratra ao, zao dia mpivavaka.
De gaga aho :?:
Aza gaga mo e!Enao ve de afaka hitsara ny finoko?samby manota izao.Misy fitenenana Amerikan manao hoe Rah mbola tsy voaporofo ny mifanohitra aminy hiapangana azy dia tsy meloka izy.Amiko le vvavy tsy nanao heloka.Nanambady izy deh maty.Aiza ny olana?
Aiza ho aiza @zao lé teny Amerikan?? hihihi teny gasy no hitako zao!!
34. kafmalbar
(
23/09/2005 17:04)
raha tsy tia vola ialahy dia omeo ahy fa za tena tia vola be mihitsy