Fitiavana

xxx ( 03/11/2004 21:18)
Hono wa ry zareo? Raha misy olona miteny aminareo hoe tia anareo nefa mandainga aminareo. Ahoana ny eritreritrareo momba an\'izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 22:42
xxx ( 03/11/2004 19:03)
mbola misy mpitia ve ny sipa efa nisara bady e , ahoana ny fijerin\'ny fiaraha monina ? toa masiaka loatra satria na dia tsy ilay vehivavy aza no diso dia toa hafahafa ny fijerin\'izy ireo ... tohiny
xxx ( 26/10/2004 23:35)
tohizo http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m4098d6db0c363... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:19
aladin ( 22/10/2004 07:10)
Iza aminao no sipa na bandy tsy adinonao mints 1- Ilay voalohany t@ fitiavan-jaza \"amourette\" vita t@ horokoroka 2-ilay sipa/bandy niara nidôdô taminao voalohany nefa mbola tsy dia havanana ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 22:25
johanr ( 21/10/2004 17:46)
Misy joba tena mifankahazo am-po zahay.Ny fietsiny retraretra, ny ataony, ny tsiambaran-telony otran\'ny te iteny amiko izy hoe kotio za. Izy tsy manan-tsipa rahateo. Fa zao no magaga anah, refa nok... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2004 21:56
jhouhlambout ( 18/10/2004 20:11)
Aminareo,Inona ny tena sarotra kokoa: -Ny manorina fitiavana sa -Ny mitazona ny fitiavana :? ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2005 22:05
vegas ( 17/10/2004 15:35)
ZONE ROSE - Recette délicieuse... Ingrédients : - Un lit chaud - 2 corps différents (préalablement lavé) - 500 grammes de caresses (ou plus) - 50 grammes de baisers (ou plus) - 1 banane pas... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 23:14
tequila ( 15/10/2004 17:20)
Maninona moa ny olona no tsy maintsy mieritreritra hoe satria aho irery dia izaho izay no misy tsy mety? mety hoe mila irery aho mandritra ny fotoana kely satria vao avy voa mafy .Sady tsy hitarainako... tohiny
novalian'i mims ny 23/12/2004 14:19
fijo ( 14/10/2004 22:04)
voalaza fa ny sipa dia ny voaloha mpitiavany no tena tsy hadinony. ka mipetraka ny fanontaniana .raha tsy lasa vadiny ary i le io,ny vadiny izany mety tsy ho tiany noho io voalohany io?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2005 05:40
fiaritiana ( 07/09/2004 11:32)
tsy vitako izany aloha tsy haiko ianareo raha toa ka efa niaraka ela ve dia hiverina ho mpinamana fotsiny indray dia ahoana izany ny vita hatrizay :?: ny amitie lasa amour no tena possible amiko ary l... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:23
xxx ( 03/09/2004 03:09)
salut daoly, eritreritra sendra nandalo ity ,,nefa tena marina an, niaraka zahay efa ho valo volana zay, dia tsisy tsy efa vita fa ny contrat dia hoe tsy mahazo miteny hoe "tiako ianao",matetika... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 22:44
loharano ( 01/09/2004 11:57)
Mbola misy lanjany @ llahy v ny maha virijiny na tsia zay w vadiny? ary araka ny hevitrareo firy % n'ny vvavy misarom-boaly no tsy virijiny ntsony? ... tohiny
novalian'i dily ny 09/04/2005 10:30
fiaritiana ( 30/08/2004 18:19)
mbola tsy nitia olona ohatran ity olon tiako ity aho , miredareda sy mandoro mihitsy mbola miaraka izahay an fa anontaniako fotsiny hoe inona no mety ho vokany... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2005 14:22
xxx ( 30/08/2004 08:45)
Salut daholo Misy lehilahy izay ry reto de tena tia azy aho nefa tsy aiko raha fantany izany fa toa hihalasa adala aho refa mahita azy Efa nisy resaka nandeha anefa t@ ilay namako fa toa hoe manont... tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2004 22:52
xxx ( 27/08/2004 21:23)
namako akaiky izao ve no manodina ny vadiko inona reto no ataoko... tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2004 21:12
fanja1 ( 27/08/2004 18:18)
Faire durer un amour d'été Amour d'été, amour jetable ? Les liaisons estivales ont-elles une date de péremption ? Il est possible d'entretenir les sentiments un peu plus longtemps, à condition... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 22:09
tequila ( 27/08/2004 05:24)
sa tsy te ho tiavina , sa kery say sa ...... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2004 20:16
hashinah ( 25/08/2004 09:12)
Aminareo possible ve ra oe par correspondance(n'importe quel moyen ) fa hoe tsy mifankahita fotsiny izao nefa mifankatia. ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2005 16:43
ludo ( 24/08/2004 13:09)
tena marina v fa mazàna d miaraka ny direktera sy ny sekretera vavy?? ny antony??... tohiny
novalian'i dily ny 02/04/2005 12:20
jhouhlambout ( 23/08/2004 16:41)
Iza no manankevitra? :?: ... tohiny
novalian'i dily ny 04/04/2005 19:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8777