Fitiavana
fijo
(
23/06/2004 21:38)
resabe iny nitranga tao begle iny,satria dia nizara roa ny olona sy ny politika.ka ahoana ny hevitry ny namana eto?...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2004 20:21
xxx
(
23/06/2004 10:33)
inn kay conséquences ny trahison na resaka fianakaviana na eo @ ol mpifankatia?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2004 22:22
xxx
(
23/06/2004 10:11)
Mandà ny fanaovana mariazy aho satria fandaingana eo anatrehan'Andriamanitra izany raha @ izao toetr'andro iainantsika izao....
tohiny
novalian'i pitchou ny 15/07/2004 03:00
bealah
(
23/06/2004 10:06)
Inona no mahatonga ny olona ho saropiaro ?Efa toetra ve sa .....?...
tohiny
novalian'i tolotra ny 18/07/2004 14:46
joda
(
19/06/2004 07:05)
efa lasan'olona ny foko vao hoe voromanganao anie aho.......
tohiny
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:08
ari.malala
(
16/06/2004 12:14)
Ny mitia sa ny tiavina? Misokatra ny adihevitra....
tohiny
novalian'i palmbeach ny 24/08/2004 09:56
joda
(
14/06/2004 21:11)
miala tsiny aho raha mety hanafitohina ny maro ny teniko fa io resaka havana io no tena manimba ny tokatrano malagasy..
matetika...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2004 22:41
pam
(
14/06/2004 14:57)
Raha misy olona tena tianao , ka mampirafy anao , nefa izy tsy mangataka ny hiala aminao.ka ahoana ny hevitra e !...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2004 22:37
ben
(
14/06/2004 14:54)
Raha ny hevitro aloha no kozina dia tsy hitako ny maharatsy an'izany, ny fitiavana tsy misy resaka taona, saingy anjaran'izy roa koa no mametra ny fotoana tokony hiarahana, ary ny raiaman-dreny kosa t...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2004 22:43
soratra
(
14/06/2004 13:30)
Ry namana isany,raha nyfitiavan olon-droa no resahina dia izao no hevitro :"rehefa maty ny fitiavana dia ny fankahalana aterany ihany no hery hamelona azy ka hampaharitra azay hatrany".Ity hevitra ity...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:04
ben
(
11/06/2004 07:19)
Amiko tena tsy mety mitsy zany, lehilahy zay tsy olon-tianao ve dia omenao an'lay zavatra?...
tohiny
novalian'i dily ny 02/04/2005 12:31
joda
(
10/06/2004 16:53)
misy hono io hoy izay sipa izay tsy ho tononiko ny anarany......
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 04:35
xxx
(
29/05/2004 06:11)
ampy ahy ve ny milaza izay amin 'ilay olontiako?
tiako ianao ampy izay, tsy asiana hoe nahoana !
raha tsy hoe envoy er-na , d avy eo manisa hafatra ... d firy moa izy teo ? 50 !!
...
tohiny
novalian'i atmos ny 01/07/2004 21:39
raozykely
(
26/05/2004 16:42)
ahoana ry reto ny eritreritrareo momba ity dicton ity....
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:47
xxx
(
26/05/2004 08:56)
Iza amintsika ireto no efa nahazo an ilay olona tena tiana tsy hoe ny sainy ihany no hitiavana azy fa ny vatany koa milay sy tiana....
tohiny
novalian'i atmos ny 01/07/2004 21:44
xxx
(
25/05/2004 07:13)
lui detruire la vie entiere!!!
ahoana ny hevitrareo!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:50
xxx
(
18/05/2004 05:34)
Miarahaba an-tsika rehetra,
Mba toroy hevitra aho r'ireto fa misy zavatra manahirana ny saiko â! T@ mbola ankizy dia nisy ankizilahy izay, tena hitako mintsy fa tara b tamiko izy (izaho izay manor...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 21:18
poupounesana
(
15/05/2004 08:24)
inn no mahatonga ny bandy tsy mamela ny namany hiaraka @ anabaviny?...
tohiny
novalian'i poupounesana ny 18/06/2004 17:10
xxx
(
12/05/2004 14:19)
Aona ny hevitrareo hoe olona niaraka taminareo talou, efa tsy miaraka intsony efa herintaona nefa dia manohy manao rapport sexuel ? Mbola misy fitiavana ve izany ? na ilay bandy na ilay sipa ? ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/07/2004 07:57
lema
(
05/05/2004 11:58)
azonao tantarain ve ny fomba nahazakanao ny sipanao (grand A)izay tsy adinonao de ahona ny fomba nanekeny...
tohiny
novalian'i zandrinifijo ny 28/10/2004 09:21