venger un rival !!!

1. xxx ( 25/05/2004 07:13)
lui detruire la vie entiere!!!
ahoana ny hevitrareo!!
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:50
2. tequila ( 25/05/2004 07:35)
titre : se venger d'un rival !!!

Est-ce qu'il en vaut vraiment la peine? Oublie-le!
3. samoina ( 25/05/2004 07:47)
Mamotika sy manimba tena i xxx raha manao izany fa esory an-tsaina io hevitra io !
La vie est une concurrence eternelle dans le sens noble du terme. Na resaka commercial io na resaka sentimental, ny rivalité amiko tsy tokony hiafara @ famotehana ( destruction ) ny fiainan'olona manontolo. Hafa indray koa anefa ny tantara raha tena saika hamotika tanteraka an'i xxx koa ilay rival
4. tenio ( 25/05/2004 07:48)
Ca ne vaut pas la peine! Aza mandany andro amin'izany.
5. chipie1 ( 25/05/2004 08:52)
tsy mety kosa ilay oe manapotika ny fiainany...
mande ny andro ny volana ny taona de ho adino izany ...
6. mabloo ( 25/05/2004 10:08)
en fait ca ne vaut pas la peine alo zany !!nefa mila fotoana ko ny hanadinoina zany!!sady mila ezaka be!!pour moi perso alo,j'ai vecu une deception amoureuse une seule fois dans ma vie et ca m'a secoué vraiment,ca m'as detruit completement fa angamba kosa tsy jusk'au point de devenir hoe je veu sa peau ou autre fa na de zany aza je le hais et je veu plus le revoir parce que je le connait ,ca m'aide aussi de ne plus le voir,fa raha il ne manifeste jamais plus dans la vie de ma meuf pour moi c'est ok!donc refa tsy miexiste tsony am fiainain'ny jobako tsony le rafiko de ataoko ampy ahy zay fa raha sanatria kosa hoe il persiste... ou elle persiste ...desole fa j'ai assez souffert com ca!!
je te dis ca xxxxxxx pour t'aider un peu ,zao e!!apetraho tsar a ny regle de jeu aminareo mitsam de an'azy no misaina le joba io c'est a elle de reparer ca!!
eny e! mafy alo ny mieritreritra zany hoe nampirafesina fa bon!
la vie peut continuer si on le veux tjrs.
bon courage!!
7. ari.malala ( 25/05/2004 10:13)
ca ne vaut pas la peine! Raha atao ary hoe hopotehinao ny fiainany, ka sanatria ianao hahafaty azy dia ianao ihany no ho potika voalohany, satria any aminao no hifatratra ny rihatra. Sady ny vengeance tsara indrindra dia ny fanadinoana sy ny tsy firarahiana. Mila fotoana izany fanadinoana izany, koa mahereza.
8. lema ( 25/05/2004 14:45)
ka asivo tantara alou dé ho hita eo ny atao anazy
9. yonikafopl ( 25/05/2004 15:19)
aza mamaly ratsy ny ratsy fa valio soa izy, sarotra izany nefa andramo dia ho hitanao ny fahasambaranao.
10. vatosoa ( 25/05/2004 15:36)
Hoy ny Ntaolo: "raha iray no tsy tia, mitotoa koba hatavy fa raha maro ny tsy tia, hisotro tangena aho ho faty"

Izaho kosa milaza hoe: "raha iray no tsy tia, qu'il aille au diable, raha maro no tsy tia: il faut que je fasse une petite autoévaluation"

Azafady fa tsy hoe manao teny vary amin'anana akory fa izay mba hampivoaka ny tiako hambara no tadiavina. Mahereza e!
11. yonikafopl ( 25/05/2004 20:16)
vatosoa bravo!!!!!!!
12. lema ( 25/05/2004 21:27)
ka rehefa tsy ferana anie ny ratsy dé mitombo foana e!
13. ari.malala ( 26/05/2004 05:38)
Manohana ny hevitr'i Vatosoa aho! Izay hahasoasoa ny fiainanao re atao fa aza mandany anfro @ zany ê! tsy hitondra tombon-tsoa ho anao ny fanaovana izany.
14. xxx ( 26/05/2004 05:52)
aza rarahiana izy eh!tsy maintsy hiverina @ny ihany ny zavatra nataony ange!tu garderas ta dignité en l'ignorant, en montrant que ce qu'il (elle) t'as fait ne t'atteint nullement (même si c'est le cas)!ne montre aucun signe de faiblesse et surtt fais tout pour briller dans tt ce que tu fais, prouve au monde que t'es la meilleure, que tt te réussit mm si on te mets des bâtons dans les roues
15. fijo ( 26/05/2004 22:34)
gafina koa izy ka.raha saropiaro ianao fa raha tsy izany dia hiraiso ao ihany ilay nampirafy e.
16. jhouhlambout ( 28/05/2004 07:28)
ié!
17. booboo ( 28/05/2004 07:40)
homboy mihitsy fa aza gafina fotsiny @ zay tsy miverina tsony !
18. samoina ( 28/05/2004 07:46)
tsy hanatonkatona an'ity booboo ity mihintsy za raha izany kle!! hihihi
19. booboo ( 28/05/2004 08:17)
hihihihi. ka marina zany kah !
20. samoina ( 28/05/2004 08:24)
booboo /ka amporisihinao izany ny akamanao hanatomboka ny rival-ny sa ilay rival no asianao mamono ny akama ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3497