venger un rival !!!
21. ari.malala
(
28/05/2004 09:05)
Ô ry zareo â! dia tena tsy maintsy hoe izay ve no ho fiainana? Ho fifandimbiasan-kerisetra tsy hisy fiafarany? Satria ho voa ilay iray dia ho avy indray izy hamaly faty dia toy izany hatrany! Ny olombelona anie hono tsy mba fola mandefitra ê! Asa nefa...
23. ikaretsaka
(
28/05/2004 21:32)
matoa misy ny hoe atokana sy gadraina izay nanao ratsy dia misy famaliana ny ratsy .. fa asiana degreny ihany na izany aza
24. soa
(
29/05/2004 07:27)
ra mamaly azy anefa enao ka hoe vonoina e, tomboana e, gadraina e, atao an'izao rehetra izao! hanala ny alaelo sy ratra ao anatinao ve anefa izany? andany fotoana sy hery hanaovana ratsy azy enao nefa hitovy ihany ny fankahalanao azy sy ny sentiment de vengeance ao anatinao avant et après! alors là, tu seras tomber plus bas que la personne elle même!
hamaly faty azy enao nefa rampitso ihany dia hifanojo lalana @ olona hafa hanao pire noho ny nanaovany anao dia enao indray no lasa pire qu'un criminel à pendre sans pitié!!
hamaly faty azy enao nefa rampitso ihany dia hifanojo lalana @ olona hafa hanao pire noho ny nanaovany anao dia enao indray no lasa pire qu'un criminel à pendre sans pitié!!
25. booboo
(
29/05/2004 11:54)
zà kosa aloha tsy mba manaiky hitsahana izany e ! mamaly zà fa any @ zavatra hafa tsy ho ampoiziny mihitsy no hamaliako azy ! zay ilay oe hombohina !
27. fijo
(
31/05/2004 21:29)
raha toa an'i soa aby ny sipa dia reviko ka.hm
i booboo kosa,raha homboina anie izy dia milaza fa rajesosy indray dia ianao no lasa halan'ny pokona e.ih,ih,ih
i booboo kosa,raha homboina anie izy dia milaza fa rajesosy indray dia ianao no lasa halan'ny pokona e.ih,ih,ih
29. fijo
(
02/06/2004 00:17)
marina anie izany e.havadiny ny tantara ka ianao indray no lasa fahavalombahoaka
34. booboo
(
03/06/2004 13:37)
tequila> hihihihi soa ihany fa tsy azonao fa sao lasa mpanombo oul ohatra anà eo enao
37. rfanjav
(
04/06/2004 07:34)
D rehefa hoe hamaly faty d hanao inn : hampijaly v sa hamono hahafaty,
sa v hihevitra ianao fa rehefa manao an'izany d hiverina aminao ilay taloha !
aza mandany andro @ izany fa izay hahatsara sy hampety ny fiainanao atao e !
sa v hihevitra ianao fa rehefa manao an'izany d hiverina aminao ilay taloha !
aza mandany andro @ izany fa izay hahatsara sy hampety ny fiainanao atao e !
39. fijo
(
07/06/2004 23:24)
ka izay no fantany fa ahatsara ny fiainany ko.aleo izy hamaly kosa fa dia ho voa foana ve?
40. ari.malala
(
11/06/2004 05:49)
ny tsihy hono no fola mandefitra fa ny olomvelona tsy mba fola mandefitra ê! Aza kivy na mamoy fo fa tsy maintsy mbola ho avy ny anjaranao. Aza sakanana izay te hiala rehefa izay no tiany.