fitiavana

1. soratra ( 14/06/2004 13:30)
Ry namana isany,raha nyfitiavan olon-droa no resahina dia izao no hevitro :"rehefa maty ny fitiavana dia ny fankahalana aterany ihany no hery hamelona azy ka hampaharitra azay hatrany".Ity hevitra ity dia natao ho an ireo mpifankatia misaraka,nisaraka na hisaraka.
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:04
2. kally ( 14/06/2004 13:41)
Misy koa anefa ny fitiavana ny fitiavana tapaka tarangana tsy te hiherika intsony.Tsy mety hatohy intsony na ahoana na ahoana.Ny tsy firaharahiana sisa no najanon'ny ratra navelany.Dia ahoana?
3. xxx ( 14/06/2004 13:47)
hamelomana azy hoe?ka le izy aza ange efa maty eh!fa zà koa alou tsy d mino hoe ny fitiavana mety maty zany eh (le tena fitiavana han) fa ampatoriana ngamba na atao zay adinoina azy!hevitra voalohany iny fa mety hiova ihany angamba ny hevitro avy eo!
4. xxx ( 14/06/2004 13:53)
hum ! tena arakarany ka ! marina e !
5. xxx ( 14/06/2004 13:54)
Ilay fitiavana ahoana aloha ilay resahina eto e! Misy mantsy fitiavana kilalao ary misy tena izy. Raha ilay fitiavana kilalao dia mety hadino ihany fa raha ilay tena izy dia ratra mandrakizay doria ho an'ilay olona tena tia. Satria misy dia misy tokoa ny olona tratra hoe tia tena tia kanefa ilay iray milalao fotsiny ihany.
6. pam ( 14/06/2004 14:33)
Ny fitiavana amiko de azo atao ohatra @ voninkazo , ka rehefa tsara kolokolo de maha te ho tia , mahafinaritra ; nefa moa ve na eo aza izany toetrany izany moa tsy ho jinjaina izy @ andro farany . De toy izany ny fitiavana , mitsimoka toy ny voninkazo izy , miroborobo , mahafinaritra nefa de ho jinjaina . Ny tiako hotsahina de izao :ny fitiavana de tsy faritana be ihany satria zavatra kely fotsiny de mampiova azy .Ary ny hafatro de izao n'inona n'inona fiaran'ny fifankatiavana de tokony tsy atao am-po satria mampihena ny andro ianantsika izany . Ka ity misy ohabolana vazaha iray hamaranako azy ka anjarantsika ny mamankafaka lalina azy : "L'amour est comme l'autbus , si l'on est raté , on attrape l'autre ".misaotra
7. ramoul ( 14/06/2004 20:03)
Ny fitiavana tsy mety maty ry sotara à!
Ny mpifankatia fotsiny no tsy mahay mikojakoja azy dia ohatran' ny hoe maty ny fitiavana.
8. fijo ( 15/06/2004 04:25)
pam>marina io,fa raha lasa ny eo misol;o indray isika e.fa ny namana no tena mateza.nifitiavana toy ny ketsa hoy isika gasy.marina io
9. mabloo ( 15/06/2004 08:39)
ny fitiavana mila kolokoloina.
10. olly ( 15/06/2004 09:47)
Ny fitiavana amiko de tsi hifanerena .Ary tsy mila tadiavina io fa tonga eny foana rehefa ho tonga amin'ny fiainanao izani .En attendant ny fahatogavani de mitohy ny fiainana andavanandro.Tsy ilaina koropahina akory ny fitadiavana an'io etsy sy eroa .Ary izaho tsy dia mitoky zato isan-jato aman'olona loatra amin'io lafiny io : tsy manankim-po mora amin'ny olona izany , na dia efa samy tia aza .
11. yonikafopl ( 15/06/2004 21:49)
ny fitiavana no tsara sy lehibe indrindra. tsy mety maty io, ny fahaizanao mikolokolo azy no mahavelona azy foana. ary na dia misaraka aza ny mpifankatia ny tena fitiavana tsy maty zany, mety hisy ny fankahalana noho ny ratra fa ilay fitiavana ao ihany .
12. fijo ( 15/06/2004 23:41)
dia izay ilay retour kely indraindray anie.
13. ari.malala ( 16/06/2004 12:11)
Rehefa hosihosena sy tsy hajaina ny fitiavana r'izareo dia mety maty ihany!Ary ilay fankahalana ao anaty iny no mamono tsikelikely ilay fitiavanao olona iray.
14. fijo ( 16/06/2004 21:31)
ny ahy tsy vonoiko fa ataoko pause dia hita eny ihany e.
15. mabloo ( 17/06/2004 08:11)
marina ny an'i ari.malala l'amour crée la haine refa voahitsakitsaka,ary zay no mahatonga fisarahana refa tsy mifanaja ary miteraka fankahalana mitsy izy io,donc mifanajah e!!aleo misaraka tsotra am le ol miaraka aminao refa tsy tiana tsony izy de anjarany no mamono ny fitiavany toy izay mampirafy fa mankarary fo ol fotsiny sady miteraka fifankahalana io e!!donc tsy mety amiko e!!
16. alz ( 17/06/2004 08:28)
Ilay fitiavana mety maty. Misy olona tena tianao izao tamin'ny fotoana "t" (na noheverinao hoe tena tinao) nefa amin'ny fotoana "t+1" tsisy sentiments intsony ianao na kely aza, na fankahalana zany, na fitserana, na leo na finamanana.
Fahalala-pomba ohatran'ny amin'ny olondrehetra sisa.
Efa nianako io ary za ary gaga.

17. xxx ( 17/06/2004 08:50)
Fahiny ny fiarahamonina sy ny toe-tsaina malagasy nanaiky ny fisian'ny fampirafesana ( vadibe, vadimasay, ...), izany hoe mitia sy tiavin'oul maro. Ny fanjanahantany sy ny fanjanahan-tsaina no tsy nanaiky izany intsony taty aoriana !
18. fijo ( 17/06/2004 21:51)
marina dia marina io voalazan'i XXX io ary tokony haverina io fomba taloha io fa tsy hita izay maharatsy azy.
19. raozykely ( 18/06/2004 08:00)
de enao no hampirafesina sa enao no hampirafy ry fijo!!aleo enao no ampirafesina de ho hitanao eo ra tsy hita zay maharatsy azy e!!!
20. jhouhlambout ( 18/06/2004 08:38)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3801