Fitiavana

jhouhlambout ( 19/03/2004 19:35)
Raha misy olona roa(L/V) mpinamana efa ela, raoviana vao azo atao hoe mpifankatia izy roa? ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2004 22:41
kally ( 18/03/2004 17:24)
Inona ny tsy fahavaran-tena hitanareo eny @ olona akaiky anareo ka tsy zakanareo indrindra,ohatra hoe akanjo mivaha moron-tongotra sa akanjo miforiporitra ets.... tohiny
novalian'i pitchou ny 04/06/2004 18:31
xxx ( 17/03/2004 15:09)
Tena ahiahy tsy mety maty izy ity. Sipa kely vao 14 taona, le vadibeko amin'izao no azoko ny fitiavany! de nitaiza azy nandritra ny 8 taona aho vao nandoto ny hafotsiany. Tahotro ny tsy nanaovako iza... tohiny
bedard ( 15/03/2004 17:36)
nanao these ny namako mianatra sociologie sy psycho iray zay ka izao ny nivoitra tao: -tsy maharitra lotra ny fitiavana na fifandraisana niompana lotra tamin'ny bika. -somary ela vao raikitra ny mi... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2004 22:20
jhouhlambout ( 13/03/2004 18:39)
Rapport sexuel avant le mariage, inn ny hevitrareo @ izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 19/04/2004 19:48
nananie ( 12/03/2004 14:26)
Iza no efa nahita ny atao hoe fitiavana tamin'ny net nareo? Dia ahoana sy ahoana ny fandehany?... tohiny
xxx ( 09/03/2004 11:55)
Izay no fanontaniana tao an-tsaiko, satria misy namana mikil dia nilaza hoe efa mangidihidy hono izy f'andeha hiverina hikil indray. Tsy olona mahantra akory io an. Mahafinaritra azy hono ny mahita k... tohiny
xxx ( 04/03/2004 15:38)
Ahoana no mba hevitrareo mikasika ny fanambadian'ireto mitovy tavo ireto? Ohatran'ny madiso ny Zanahary nanao ny tavo ho tsy mitovy eo amin'ny lahy sy ny vavy ny fankatovana ny raharaha ara-panjakana... tohiny
xxx ( 04/03/2004 12:31)
Samy efa manambady izahay kanefa samy raiki-pitia ihany koa. Te hiala kanefa efa tafiditra lalina. Tsy hita izay atao, lasa fijaliana indray ilay fitiavana satria te hifankahita foana kanefa tsy afa-m... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 20:38
tenio ( 03/03/2004 14:47)
Gaga angamba ianareo nefa mbola misy izany. Ry zareo andriana hono ka tsy afaka miaraka izahay fa izhay hono taran'andevo. N'importe quoi mihintsy hoy aho, maharikoriko. ... tohiny
novalian'i alexis16 ny 20/12/2016 09:58
tia_ery ( 03/03/2004 12:21)
Fehezan-teny iray maro mpampiasa nefa toa tsy dia manandanja firy loatra eo amin'ny fiainan'ny tsirairay. Misy ihany angamba ny lasa saina sy toa nieritreritra nefa mba firy moa no nihevitra sy nid... tohiny
novalian'i ramaso ny 05/04/2004 05:33
aladin ( 02/03/2004 15:59)
tena ratsy me marina ve raha hoe ny vehivavy no mitory fitia @lehilahy e!ary satria na hoana... tohiny
novalian'i ben ny 11/06/2004 07:11
rapah ( 02/03/2004 12:23)
rehefa matotra ianao dia izaye!... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 23:00
aladin ( 01/03/2004 15:31)
Hono ho'ahoe! ianareo ve mba mino ny fifandraisan'ny fitia amin'ny tonon'andro na hoe horoscope ireny?... tohiny
novalian'i ramaso ny 12/04/2004 05:54
tenio ( 01/03/2004 14:10)
Sa ahoana hoy ianareo?... tohiny
novalian'i pitchou ny 18/06/2004 17:37
psykatr ( 29/02/2004 20:31)
Ny zavatra rehetra hono dia misy antony daholo (Cause-Effet). Noho izany, matoa ianao tia olona iray dia misy antony ao. Kanefa inona ny antony itiavan'ny olona iray olon-kafa(ankoatra ny attirance ph... tohiny
novalian'i pitchou ny 13/04/2004 16:15
bedard ( 29/02/2004 17:30)
Salama daolo, Tsy ny momba ny sexe amin’ny ankapobeny ( na de saika izay aza no noresahiko) no hataoko fa momba manokana ny sexualité izay lazain’ny sasany hoe « tsy toy ny mahazatra »… Ka ... tohiny
novalian'i ramaso ny 23/03/2004 16:17
fijo ( 28/02/2004 20:45)
raha jerena ireo hevitra rehetra nadalo tato an,dia hita fa mifanilika foana isika(lahy sy vavy)amin'izay antony mahatonga ny olana eo amin'ny fitiavana.ka hoy aho hoe,"tsy hafaka ny ifampahatoky mihi... tohiny
novalian'i pitchou ny 03/04/2004 14:49
kitjo ( 28/02/2004 14:52)
Tsy haiko izay ilazana azy na feon'ny eritreritra na fibaikon ny saina na feon ny fieritreretana. Raha tena tinao ve ilay olona kanefa ny sainao tsy manaiky ny iarahanao aminy.Ohatra oe tsy mahatok... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 22:25
jhouhlambout ( 27/02/2004 17:59)
Ho an'ireo milaza fa tsy firaisana no izy.... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 22:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1098