Fitiavana
nananie
(
05/02/2004 12:46)
Est-ce -que la distance tue l'amour? ...
tohiny
novalian'i booboo ny 17/05/2004 12:20
ratsiraka
(
03/02/2004 15:30)
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:47
lema
(
03/02/2004 10:41)
betsaka tokoa ireo "cousin" sy "cousine" no miaraka ary rehefa anotaniana izy reo dia mamaly hoe "azoko asiana fa tsy azoko alaina vady"inona ny evitrareo @ zany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2004 20:25
jhouhlambout
(
02/02/2004 10:45)
Iza taminareo no efa nikasa hamono tena t@ resam-pitiavana ary maninona no mbola velona hatramin'izao?...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 10:50
besoiiin
(
01/02/2004 17:31)
mino aho fa efa samy nandray lesona t@ voambolampitiavana daholo isika rehetra! koa ato izany no fampiharana azy no atao e! mino aho fa tsy hisy hanao teny tsy maontina ato an!
1° dangi-drambo lavi-...
tohiny
novalian'i rivorijasoa ny 12/11/2004 08:41
lema
(
31/01/2004 13:14)
fa ao @ fitiavana ihany ve no ahitana fahasambarana sa mbola misy any ambadimbadika any?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:44
lema
(
29/01/2004 11:38)
tratranao nampirafy ny vadinao na ny sipanao inona no fanapahankevitra ho raisinao...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:41
tahiana
(
28/01/2004 11:53)
Hono hoa kay! possible v ny ol efa sarahana bola herahana aty aoriana!
...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 10:57
jhouhlambout
(
26/01/2004 20:48)
Inona no ataonao raha sendra fantatrao fa tsy manaja anao ilay olon-tianao(ex: Mampirafy, Mampijaly, ...)?
CHOIX:
--Je te pardonne
--Je te quitte
-- Hvtr-ao (raha misy)...
tohiny
novalian'i fetra ny 28/02/2004 17:56
besoiiin
(
23/01/2004 19:21)
maro ny teny miresaka momba ny fitiavana na ny fananahana izay sahin'ny malagasy no milaza azy mivantana raha teny vahiny no ampiasainy ! kanefa raha ny teniny no ampiasainy dia toa tsy azo lazaina sy...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:00
rlcj
(
23/01/2004 16:49)
tena mila vonjy ry zareo fa tena tsy mety mihitsy fa miraikitra lalina ato am-poko sy ato an-tsaiko tsy mety hadinoko mihitsy lay oul tiko a,tena mijaly be fa mba mila fanampiana raha azo atao.merci d...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:08
ltobyh
(
23/01/2004 11:23)
nisy tovovavy iray izay sady tsara tarehy no tsara bika, dia mba tafadinidinika teny ambony taxy brousse t'@iny làlana mankany diego iny de hoy izy ny ahy hoy izy vola aloha vao fitiavana sady laing...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:01
besoiiin
(
23/01/2004 10:22)
mba tena misy tokoa ve ny fitiavana marina eto @ forum? tsy vitsy mantsy ny miandrandra sipa na vady mihintsy eto @izy itony fa tsy sahy mamboraka no betsaka!...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:40
andri
(
19/01/2004 20:38)
Fa maninona kay ny sipa sy vehivavy gasy @ izao fotoana izao no lasa mazandoha tsy laitra tenenina raha mba misy zavatra hananarana azy e? Ny efa manabady dia be famaliana raha tenenina ohatra @ ankan...
tohiny
novalian'i voahary ny 26/02/2004 19:21
xxx
(
18/01/2004 15:36)
refa mila ahy izy de mitady ahy
refa tsy hitany aho de malahelou izy nefa izy tsy tia ahy hozizy
mandainga ve izy @ zany
...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:10
xxx
(
18/01/2004 14:43)
misy tovolahy mitady tovovavy tsara tarehy...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:04
fetra
(
18/01/2004 12:51)
Je me demande, il y a une meuf et elle etait avec moi .Le problème:si elle veut de moi, suis là et quand je l'invite à se promener avec moi elle refuse.Elle ne peut pas vivre sans moi,Est ce que ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:05
lema
(
17/01/2004 13:07)
inona no anaporofoana @ olona ray fa tia azy énao.misy mantsy olona tsy mety mino mitsy hoe tia azy énao....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:06
tsarakely
(
17/01/2004 11:27)
misy toe-javatra toy izao: efa nifakafantatra hatry ny ela izaho sy ity tovovavy iray. Tsy mahafantatra aho ny fomba nandraisany ahy. Izaho nandray azy ho toy ny anabavy. Izy anefa toa misakambina ahy...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:29
shadow
(
16/01/2004 18:47)
Possible ve zany hoe refa raran'ny ray aman-dreny ny fiarahana de tokony ho tapahana fa mety ho ratsy fiafara?...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:15