Fitiavana

rlcj ( 12/12/2003 09:11)
Inona kay ny atao mba anadinohana olona tena tianao be nefa efa tsy miaraka intsony?... suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:28
xxx ( 11/12/2003 16:47)
lazaiko aminareo lehilahy sy vehivavy eto @ sera² fa impossible ny amitié eto, fa tsy maintsy miafara any @ amour foana. Ataon'ny ol 2 ahoana no hinamana nefa izireo tsy mifankalala akory, tsy hifam... suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:33
xxx ( 11/12/2003 12:23)
tsy haiko alo zay nanasiana azy ty! fa aleo angaba ato! Naika anontaniko d zao:inn kay tokony ataoko ra zao:za zany tsy diso fa nanaiky ho diso! d za no nangataka famelana saingy injisy fa tsy nora... suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:33
xxx ( 10/12/2003 16:59)
Nitia aho saingy zao tsy fantatro tsra hoe ahoana ny tena ao am-pony.tia ve izy sa tsy tia? ndraindray nefa, sarotra ny mandaiga ka hiteny hoe tsy hita hoe tia izy.nefa zao aho tsy mino instony. ma... suite
répondu par fijo le 09/01/2004 20:35
tequila ( 10/12/2003 13:15)
Misy olona tena mahafinaritra ahy izay fa tsy hitako izay atao , sarotra ny manatona azy . Nefa tsapako isan'andro fa miha tena tia azy aho .... suite
répondu par fijo le 09/01/2004 20:36
xxx ( 09/12/2003 18:10)
ny fanontaniko d zao: inn kay ny mahamay ny ol hanana rapport sexuel na "lely"!!ary inn ihany kou no hitiavan'ny ol mitelina sperme!? ... suite
répondu par fijo le 23/12/2003 12:08
xxx ( 08/12/2003 19:46)
Mahagaga ahy ry zareo fa maninona kay ny lehilahy gasy,tdy mba atokisana ara-pitiavana,toy ny mila miova foana ve?sa efa miseho an-dry zareo dadany mihintsy ry zareo;ka mora miala bala any @ sipa hafa... suite
répondu par jhouhlambout le 16/01/2004 14:17
isrine ( 06/12/2003 18:39)
Inona ny mahatsara na ny maharatsy azy?... suite
répondu par isrine le 16/12/2003 19:00
favy ( 04/12/2003 19:28)
ny lehilahy ve raha manao firaisana isan'andro dia mety harary? valio... suite
répondu par jhouhlambout le 16/01/2004 14:45
xxx ( 04/12/2003 09:44)
Ahoana no hanadinoina olona iray,tianao nefa tsy te hiaraka aminao intsony;ary izy anefa miteny fa mbola tianao fa tsy afa-manotra (mino izany ve ianaoreo? )... suite
répondu par isrine le 20/12/2003 19:39
xxx ( 01/12/2003 19:25)
Dia ahoana no iainanareo any Liban ny fitiavana e? Ohatra hoe ny an'i Isrine? Aza sosotra an!... suite
répondu par isrine le 28/12/2003 20:54
mars ( 01/12/2003 15:06)
Hono hoy aho ry zareo: Possible ve ny hanadinoana tanteraka ny ratsy nataon'ny olon-tiana iray toy ny fampirafesana,sns raha toa mba efa nifamela . Araka ny hitako mantsy mety ho hadinodino iny eo... suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:30
xxx ( 29/11/2003 15:18)
hono hop aho inona marina no tena tinareo lehilahi lava filahina ve sa fohy sa lehibe sa kely... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 16:46
rinakely1 ( 29/11/2003 10:07)
Inn koa kay no andrasanareo @nay ary inn ny zavatra ataonay manafintohana anareo? D inn ary no tokony ataonay mba tsy hampirafy nareo e?... suite
répondu par fijo le 14/01/2004 11:45
lema ( 28/11/2003 13:45)
inona no zavatra tena mba takinareo aminay rehefa miaraka,ary inona no atonay tsy tantinareo?... suite
répondu par mawashi le 14/01/2004 11:24
xxx ( 27/11/2003 12:22)
"Pour" sa "Contre" @ vevavy mirevy? -Pour enao lazao ny antony -Contre lazao ny antony -raha tsisy ambara d misaotra nitsidika ny lohateny... suite
répondu par fijo le 23/12/2003 12:30
xxx ( 23/11/2003 20:30)
Aleo koa aho mba hitaraina. Matetika ny lehilahy heverinareo fa hoe mandefitra foana. Ny ankamaroanay mantsy na dia mampirafy aza nareo dia ekenay ihany... na dia midongy aza nareo dia ekenay ihany!!... suite
répondu par mawashi le 14/01/2004 11:22
xxx ( 13/11/2003 20:22)
Ho an'ireo zay mahatsapa tena fa Lahy rehetra! Mba valio kely 'reto fanontaniako ireto azafady: -sarotra b @nreo v kay ny manaja anay viavy? -inn koa no mahatonganareo mandaiga @nay? -ary sarotra b... suite
répondu par fijo le 13/01/2004 12:36
rinakely1 ( 08/11/2003 09:29)
Mba tiako fantatra we inn no any mahatonga ny lehilahy na ny viavy mampirafy? Ary inn kay ny tombotsoan' azonareo @ izany e?... suite
répondu par rinakely1 le 25/06/2005 21:45
xxx ( 04/11/2003 09:57)
Sarotra ny toerana misy ahy am zao satry tsy aiko tsony ze atao. Ndraindray za ti ol mitovy fananahana amiko ndraindray za ti ol mifanohitra fananahana amiko. Efa niseho tamiko zany, ary tena mataho... suite
répondu par raten le 22/12/2003 18:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.9248