Fitiavana

xxx ( 30/06/2003 10:53)
salut! ça fait des année que j'ai connu mon meilleur ami et depuis quelque moi il veut sortir avec moi c vrai que moi aussi je veux plus qu'un ami mais j'ai peur parce que soit dison que j'acce... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 29/11/2003 10:38
xxx ( 25/06/2003 16:12)
izaho dia lehilahy 19 taona.Vao avy nisaraka t@ vehivavy iray aho.Tsy mety mahita olona azo asolo azy aho nefa mahatsiaro ho irery mila namana.Inona no tokony ataoko?... tohiny
novalian'i lema ny 29/11/2003 15:14
xxx ( 25/06/2003 11:02)
rehefa misy vehivavy manao filazana mitady namana ireny dia izao no matetika hita ao: tsy misotro, tsy mifoka, chrétien, manana situation stable... dia mba ahoana izany ireo tsy ao anatin'ireo, ny ah... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2003 20:55
xxx ( 21/06/2003 13:02)
ahoana kay no fomba mahomby sy haingana hanadinoana ol 1 tianao nefa nandao anao? efa 1 volana mahery mantsy zay no nisarahanay kanefa mbola tia sy malahelo azy foana aho isan'andro.Indraindray mba ma... tohiny
novalian'i debora ny 01/12/2004 07:57
xxx ( 19/06/2003 10:36)
C pas un problem kom les otrs fa je veu savoir ce ke vous en pensez: Il ya qqs temps, je suis en contact avec une meuf ki m'écris régulièrement: onse donnait des nouvelles et on s'est onvoyé des ... tohiny
novalian'i lilbon ny 28/07/2005 14:32
xxx ( 19/06/2003 09:43)
Ary misy zvtr tena mahagaga an'ah mihitsy ho aho @ reny oln miaraka reny...(moi y compris) Tena mahay mifandainga mihitsy nareo(mbô kôzy e!) Tsy haiko hoe mifankafantatra loatra ve de tonga de hay... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2005 15:03
xxx ( 15/06/2003 17:02)
Misy zavatra iray tsy mety azoko mihitsy @ny kôfa mitovy @ko... Fa maninona kay ny lehilahy notsy maintsy mampirafy? Tena marina fa @ oln fanatro dia samy manana au moins sipa roa na telo ry zalahy... tohiny
novalian'i hendry ny 19/12/2003 17:09
xxx ( 14/06/2003 15:10)
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!... tohiny
novalian'i rambofrau ny 11/05/2004 19:08
xxx ( 14/06/2003 15:09)
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!... tohiny
novalian'i iliade ny 17/06/2003 18:23
xxx ( 13/06/2003 13:03)
Mba hialaza momba an'io taoka io aho hoe Inona ny mahatonga ny olona rehetra rehefa misy ny zavatra mahanjo azy dia tsy maintsy mivarilzvo foana e! ka tsy azoko mihintsy ny mahatonga an'izany rehetra ... tohiny
novalian'i xxx ny 01/09/2003 15:33
xxx ( 12/06/2003 11:23)
Tsy de gravy manao ahonn ny olako fa zany hoe mba tiako ho fantatra fotsiny ny hevitry ny hafa... Zao: j'ai 18 ans zany de klass terminala aho ary miaraka@na olona 16ans:eny e! mbola azo lazaina hoe ... tohiny
novalian'i shala ny 01/10/2013 06:16
bibo ( 27/05/2003 17:17)
salut je veux d'amie... tohiny
novalian'i marimar ny 08/07/2005 19:20
taxbota ( 26/05/2003 11:58)
manana sipa maroma aho ry zalah kanefa samy tiako izy rehetra dia inona no tokony ataoko... tohiny
novalian'i shala ny 01/10/2013 06:23
xxx ( 21/05/2003 08:52)
tena resaka marina io an ! Tsy tokony hiala frère ve izy ? S'il embrasse ttes les filles qu'il ....! Tsy mamitaka an'Atra ve izy ! Satria tokony A/tra no Hotiaviny betsaka matoa izy nisafidy io lalan... tohiny
novalian'i shala ny 01/10/2013 06:39
kloon ( 17/04/2003 16:07)
Zao ho an'ireo zay mampirafy ny sipany ah de zao :mbola marobe ireo tovolahy sy tovovavy tsy manana sipa ka anareo ny safidy. "Sarotra ry retou ny miala @lalana efa nahazatra" Rà te-hiharitra anga ,... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 08/11/2003 09:25
xxx ( 16/04/2003 15:12)
Zà de vehivavy 21 taona. Miaraka amina lehilahy izay tena tiako aho. 2 taona izay no niarahanay. Natahotra anefa aho fa miala bala foana izy rehefa manomboka miresaka ho avy izahay. Tsy maintsy mitan... tohiny
novalian'i jm ny 22/12/2003 20:46
xxx ( 15/04/2003 19:10)
Fotoana efa mahalehibe ahy izao. Kanefa isaky ny mahita vehivavy iarahana aho dia tonga dia vady foana no eritreretiny. Dia tsy maintsy izany foana ve? Izaho anefa mbola tsy vonona amin'izany satria m... tohiny
novalian'i shala ny 02/10/2013 06:40
xxx ( 14/04/2003 08:50)
Tsy tia ahy io vehivavy io taloha.Nitory fitiavana tamin'io vehivavy io ao taloha de tsy nanaiky izy de zaho koa tsy nisisika.Kanjo ankehitriny nony ny niaraka tamin'ny vehivavy hafa aho dia zay izy v... tohiny
xxx ( 14/04/2003 08:35)
Misy olona tia ahy any.Niaraka tamiko zany olona zany nandritra ny fotoana fohy.Zao nefa izy efa tsy tiko satria mampirafy.De nialako izy,de hatramin'izao izy dia mbola misisika amiko foana nefa izaho... tohiny
novalian'i pisoin ny 09/04/2005 11:51
xxx ( 12/04/2003 15:43)
Fantatro fa mampirafy lé sipako. Izaho anefa tia azy. Isaky ny miteny azy aho dia lazainy fa tsy sérieux fa manenjika azy. Mahita excuse fona izy. Hisaraka aminy ve aho?... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 09/10/2015 03:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 4.9032