gasy miaraka amina vazaha

1. xxx ( 14/06/2003 15:09)
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!
novalian'i iliade ny 17/06/2003 18:23
2. julianna ( 15/06/2003 16:23)
raha ny hevitro dia tsy de misy azo ambara firy fa ano ny safidy ka samy manana izay hitany hahatsara ny fiainan\\\\\\\'ny tsirairay
3. xxx ( 15/06/2003 16:56)
Ny hevitro aloha dia hoe mitovy @ fiarahan'ny rehetra ihany izy io ka tsy tokony hisy blem loatra rah tena mifankatia tokoa.
Ny olana mety mipetraka fotsiny zao dia ny fiafandraisana @ fiaraha-monina satria betsaka ihany no mety ho "complexe"...Ny gasy manko tsy dia zatra mifandray loatra @ oln tsy mitovy firehan-tsaina @ny(c pas tt le monde qd même)
4. xxx ( 15/06/2003 16:57)

5. dede ( 15/06/2003 17:05)
Tsy mamely izany fa ny GASY tsy lany lanina.
Ary raha vazo mitovy ihany ve dia ndeha hitady lavitra.
Raha tsy mahita ianao dia hilazao aho fa vonona
6. voangy ( 16/06/2003 19:31)
tsy resaka tsy fahitana io fa ny olona rehetra dia samy @toetrany,matoa izy manambady vazaha dia mety hoe mitady olona tsy mitovy culture aminy ,mety mila rivotra hafa izy betsaka ny antony mahatonga ny gasy manambady olona avy @firenen-kafa na lehilahy izany na vehivavy dia mitovy daholo,izay no mahavoa an-tsika gasy raha vao misy olona iray manambady vazaha dia efa voateniteny ohatra ny hoe fahotana ilay izy
7. iliade ( 17/06/2003 18:23)
Misaotra @ hevitra rehetra, ho an'i Dede manokana, tsy hoe mitady lavitra loatra fa efa aty @ tany tsy misy gasy no misy ny tena moa, sady fitiavana koa anie tsy azonao ferana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6532