Inona no ataoko?

21. xxx ( 29/09/2003 10:54)
Rehefa mampirafy anao amin'ny voalohany tonga de elao fa tsy misy fika mihintsy e. Manjary manao lala-kita-kisoa. Tsy tokony hifanitsakitsaka izany. Izay no tena izy. Aza misalasala mihintsy fa elao izy. Enao nga voangaly no ho faty ankazotokana.
22. koty ( 03/10/2003 08:41)
zao no hanaovana azy,hiarao foana aloha izy ,odio fanina izay ataony,fa manomana terrain d'eterisage,manaova sipa ,dia ataovy olona serieux,avy eo dia ataovy kilao fotsiny amzay ilay mseho mlay.
23. rinakely1 ( 08/11/2003 09:19)
Hitanao, efa nandalo izany stade-ny fampirafesana ataon'ny lehilahy izany aho eny na d efa ela ihany izahay no niaraka ka hatramin'izao.
Hitako daholo ny lokony ny fijaliana ary tsapako fa ra oln marary fo d efa namohy ny aiko hatrin'ny ela aho.
Nataoko tao an-dohako fotsiny fa io lehilahy io d nofidiko tao anaty ny maro, nanolorako zay any kely ananako ka ny nandefitra foana no nataoko ary d tena nahitako vokany maro satria enao ihany no tiany, fa ny any fanalana azy indrindra ra enao no vadibe-ny. Tadidio kou fa matoa izy izay mivaralila any an-kafa d misy tsy mety ao @nao, na ny any manana zvtra tsy hitany ao @nao, na enao no manana kilema tsy mety zakana na izy fotsiny no tia tena.
Nefa aza manaiky atao an'izany foana fa refa tsy zakanao d miala moramora aza manao farateny velively, aza mankahala azy ireo akory fa avelao izy anao zay sitrapony ihany, tonga tsy natsoana ho azy eo izy @ ora tsy ampohizina. Midika izany fa enao ihany no tiany na d mbola ao @ aza izany fahalemeny izany!
24. six ( 26/02/2004 19:28)
tsy efa nahita ze solony ve enao zao?
25. victor15 ( 30/08/2015 13:31)
aloan retraretra d tokon ofatarinao n anton amprafesany
26. SYLLA8 ( 09/10/2015 03:48)
n hvtr aloh d aleo aloh mfmpiresk tsar aloh de ho hita eo n avalin rh ohtr k ten tia iz!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.305