bjr,
ao daholo ireo voalazanao ireo fa aoka tsy ny iray ihany no hanana ireo toetra ireo fa manjary voa mafy be, tokony ianareo roa miaraka, fa tsy ny iray ihany, manarak'izay dia tokony hisy ny fifankatiavana miaraka amin'ireo voalaza ireo sinon lasa fijaliana fa tsy fitiavana intsony!