Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tahiry
(
16/11/2015 13:05)
mpandoko fiara mahay
K'aiza k'aiza daholo.
Hanontany sao misy mahalala na mahita hoe aiza no misy mpandoko fiara mahay eto Tana (ankoatra ireo orinasa lehibe efa fanta-daza, izay tsy dia araky ny fahefa-mividy ny sarany)...
tohiny
novalian'i zazabel ny 08/12/2016 12:01
endriny
(
16/11/2015 07:45)
Ny vendredi 13 mbola mino ve ianao?
Raha ny famaritan'ny olona sasany ny atao finoana teto ve izany dia tokony tsy hino ity vendredi 13 ity intsony ny olona satria efa voaporofo izao ilay izy fa tena ratsy?...
tohiny
novalian'i endriny ny 30/11/2015 14:44
booboo
(
15/11/2015 15:17)
Tsiakoraka
Nihena iraika ny mpitaigin-damboho...:-(...
tohiny
novalian'i hery ny 15/11/2015 15:20
ppapah
(
13/11/2015 15:05)
teny malagasy
fanontaniana manitikitika.raha ianareo mpahay ny teny malagasy,iza no nisy voalohany: ny feo e>i ve sa ny feo [l] lasa [d]?...
tohiny
mikoja
(
13/11/2015 11:26)
mety ho matotra ve ny olona hita ety amin'itony forum sy tchat itony
Miarahaba antsika rehetra!! vhv ny manoratra
nisy fotoana nanao an'itony forum itony dia tonga taminy fifanakalozana adresse sy telephone izahay. Tena efa ho isan'andro izahay no miresaka ka lasa tsy...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2015 11:46
Radavison
(
13/11/2015 08:07)
zotra talohan'ny ANTAFITA/FIABATA/FIMA
Arahabaiana daholo,
Sao dia mba misy mahatdidy ireo zotra fitateram-bahoaka teto Iarivo talohan'ny antafita/fibata/fima?
Ireto no tadidididiko koa mba ahitsio izay diso :
1. Analakely - Ampasampito ...
tohiny
novalian'i TRANAINY ny 22/02/2016 07:42
RBNIR
(
12/11/2015 19:25)
FANDRAVANA AN'I BABILONA LEHIBE (HAFATRY NY ANJELY FAHAROA)
« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana]
ANJELY VOALOHANY (IO ILAY FITORIANA LEHIBE FARANY IZAY HAMPIANATRA NY OLONA HATAHOTRA AN...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 14/01/2016 06:37
rhaj0
(
12/11/2015 17:36)
Ny Katolika sy ny Katolisisima
Ndao hoe mba (iarahana) halalinina kely ny @ Katolika sy ny Katolisisima...
Rahefa mi-google eny, dia ahita fa 1/6-n'ny olona eran-tany no Katolika:
- [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54...
tohiny
novalian'i tealala ny 11/12/2015 13:10
valiih
(
12/11/2015 08:51)
OMBAY MITADY! tsita teto @pejn sera2 MATEHOTIA vol...
OMBAY MITADY! tsita teto @pejn sera2 MATEHOTIA volana maro lasa zay k iangaviana zay rht mait azy mb anatitr az ao @namana.serasera.org f ahazo valisoa leB!toizao nmombazy,matehotia,1 point c tou! mso...
tohiny
zemjos
(
12/11/2015 05:35)
MPANDRAY ZEZIKA BIO azo avy amin'ny kankana
Miarahaba ny rehetra mpiserasera ato.
Mba saika hanontany anie azafady, fa izaho dia manana zezika azo avy amin'ny kankana, nefa tsy fantatro tsara hoe aiza moa no tena mpandray enGROS an'ireny zezik...
tohiny
novalian'i soa.tiana ny 12/11/2015 08:12
Ntsoumic
(
11/11/2015 12:35)
Mitady mpampianatra piano (cours particulier)
Mitady mpampianatra piano ze mba maita azafady. Afaka mi-se deplacer, zany hoe efa mba mahay base kely ihany za fa tsy de hoe debutant be! Misaotra betsaka @ fanampiana.... ...
tohiny
Ndisa
(
11/11/2015 11:25)
dalle sy fondation na trano
salama! manana vinavina mba anao trano @ erintaona toy izao: mba anomanana ny vola sy izay mety ovita de mba mangataka @nareo 'zay mahay oe! ny dosage sy ny fatra lany @ resaka dalle sy fondation (cim...
tohiny
napou
(
10/11/2015 12:19)
rahoviana indray e!
Hevitra tsara tokoa ilay fihaonana saingy ny tenanay moa taraiky, fa mba rahoviana indray e!...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 08/05/2016 07:52
rabaradaka
(
10/11/2015 06:47)
Efa tsy rariny intsony ny ataon'ny Services des Domaines Avaradrano
Saika tsy hiteny ihany aho saingy manery ahy ny feon'ny fieritreretako dia tsy maintsy miteny aho.
Mafy ary tena mafy ny tsindry hazolena mahazo ny vahoaka ao Ankadikely Ilafy, Antananarivo Avaradrano...
tohiny
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:49
rabaradaka
(
10/11/2015 06:37)
MIEMOTRA NY FIRENENA ARY DIA MIKOROSO FAHANA NY FIAINAM-BAHOAKA NOHO NY ATAON'NY MPITONDRA
Tsy mahagaga tompokolahy, tsy mahagaga intsony tompokovavy raha miemotra ny Firenena malagasy izay efa tena latsaka an-katerena ny vahoaka madinika. Ny zavatra rehetra dia tsy maintsy mandalo controle...
tohiny
novalian'i calin.brandon ny 07/01/2016 06:26
rabaradaka
(
10/11/2015 06:33)
Tonga aho ary hitondra am-pahibemaso sy tsy an-kitsitsy ny fahoriana mahazo ny vahoaka
Tonga indray i rabaradaka...
tohiny
Strong3
(
09/11/2015 10:07)
fa ahoana kosa aloha no nisy andriamanitrin'ny sera nanova ilay sariko tato eh
nga tsy misy confidence izy ity fa misokatrokatra ??? virus ve...
mba azavao hoe fa tena fanina za !
...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 11/11/2015 05:49
mad16
(
08/11/2015 21:38)
mitady mpitsena ooo!!
andeha hanao vacance any Dago ny tenako ,hiala eto martinique ny 24nov de ho tonga ao Orly am 8 maraina ( escale) ka hiainga ho any dago ndray ny alinio am 7 ora hariva , izany hoe mitady namana m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2015 20:16
hery
(
07/11/2015 21:57)
Raspberry pi
Salama daholo.
Misy mampiasa Raspberry PI ve ato? Inona no tena ampiasanareo azy? Nividy iray aho mantsy nefa tena tsy hitako hoe atao inona (afatsy hampidirana linux izay efa ananako amin'ny ordinat...
tohiny
novalian'i Tibao ny 04/12/2015 14:43
endriny
(
07/11/2015 05:39)
Fiainan'i Jesosy ato an-tsaiko
Ny an'i Jesosy dia ny zavatra bitika tonga lehibe:
Indray andro diso voky trondro loatra I Jesosy nohon'ny hamaroan'ny tondro noratoiny niaraka tamin'ny mpianatra. Teny ambony sambo moa ry zareo tami...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/12/2015 13:36
