Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 06/11/2015 16:25)
religieux - genereux
inty misy fikarohana nataon'olo.. Io izy io, na tianao na tsy tianao.. :-) http://www.cell.com/current-biology/pdf/S0960-9822(15)01167-7.pdf Dia ny fanontaniana dia hoe, rahefa "religieux" ve ny olo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/11/2015 13:09
tealala ( 05/11/2015 16:26)
Andriamanitra firy kay no hitanareo eto?
Ireto nisy vanim-potoana 3 : 1- Famoronana ka hatramin'i Jesosy Kristy : Andriamanitra (Ray) no niditra an-tsehatra mivantana, miseho sy mifidy izay olona tiany hitondra sy hitondra hafatra ho an'ny v... tohiny
novalian'i tealala ny 18/11/2015 14:20
mpisotrtoaka ( 05/11/2015 15:28)
Lalàna vaovaon'ny asa indray e
Asa na ho lany na tsia fa hiakatra 20% amzay hono ny hetra ho an'ny mpiasa mandray + de 250 mil ariary !... tohiny
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:51
mpisotrtoaka ( 05/11/2015 12:47)
IRSA eto aloha
Fa firy isan-jato moa ny IGR sy IRSA teo aloha dia inona no mahasamihafa ny IRSA sy IGR ?... tohiny
novalian'i Ndisa ny 11/11/2015 11:11
Strong3 ( 05/11/2015 06:22)
DIA NY SEKTA foana kosa ve mouuu?!!
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CC0QFjAAahUKEwi_0paRzfjIAhUKWxoKHZfqCQ4&url=http%3A%2F%2Fwww.lefigaro.fr%2Factualite-france%2F2015%2F11%2F04%2F01016... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/11/2015 16:41
fitiavana62 ( 04/11/2015 13:32)
fahafinaretana
hoanareo vehivavy ireo, nareo ve mba misy fotona te hanao firaisana nefa tsy misy lahy, de tinareo ve ny milalao nono sy fivaviana mba ahazoanareo fahafinaretana @ alina na atoandro ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/11/2015 14:40
fitiavana62 ( 04/11/2015 10:13)
filána ve ?
hon wa, p1 RS v ny vehivav no maniry azy sa ts fidin wazy ?... tohiny
novalian'i booboo ny 04/12/2015 12:46
Strong3 ( 02/11/2015 12:54)
efa misokatra ny fiangonan'i losifera any houston (aiza i endriny sy ny namany sa efa lasa any?)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB0QFjAAahUKEwisre-UrPHIAhXM7hoKHYp8Cl0&url=http%3A%2F%2Fwww.infochretienne.com%2Fla-premiere-plus-grande-eglise-de-... tohiny
novalian'i Strong3 ny 05/11/2015 12:44
zomahefamanana ( 02/11/2015 06:46)
Tiko izy nefa ts taitra amik
bjr daol.mis lhl zay ten tiko,ef niara-nianatr zay talou,d amzw iz miavon b.ef nterak ray zah.d ts aik we amle zah ef nterak v n ts mahataitr az amk tsn.nf zah mbl mianatr amzw d iz ku mbl mianatr.inn... tohiny
novalian'i booboo ny 26/11/2015 14:20
rhaj0 ( 30/10/2015 15:12)
fiainana mandrakizay
[i][b]Matio 19 [/b]16 Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô [Na: (Mpampianatra tsara ô)] , inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay? 17 Fa hoy Jesosy tami... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/11/2015 12:55
Rabefou ( 30/10/2015 10:21)
fisaraham-pambadiana sy fisitahana
iza no mahazo misitaka? inona no andraikitr'ilay nilaozana... tohiny
Rabefou ( 30/10/2015 10:12)
andraikitra
inona no andraikitry ny lehilahy raha ny vehivavy no mandao ny tokantrano antsokosoko.... tohiny
Andritianah ( 26/10/2015 12:42)
FANAMPIANA
Miarahaba tompoko, Mba mila fanampiana ry reto an, mba te hanao asa mahaleo tena toy ny varotra aho ka mba mila fanampiana avy @nareo, aiza kay no misy an'ireny pivarotra manome en gros ireny? toy ny ... tohiny
novalian'i maningana ny 16/03/2016 08:00
Raydy ( 25/10/2015 20:34)
Fa in no matong ny vevavy maprafy,nefa efa ajaina ...
Fa in no matong ny vevavy maprafy,nefa efa ajaina izy.... tohiny
0341063933 ( 24/10/2015 20:45)
marina f misy asa azahoam bola @ internet
marina ve f mis miteny s manentana f mis asa azahoana vola @ internet mis tranokala mpanao dokambarotra k isakin ny miclic ianao dia mahaz vola ... tohiny
novalian'i rougenoir ny 03/07/2017 13:06
infobebera4 ( 23/10/2015 19:31)
za mitady vehivavy mba hiresahana mahakasikany fir...
za mitady vehivavy mba hiresahana mahakasikany firaisana ara nofo io num de bipeo fotsiny aho 0347424107... tohiny
novalian'i fredkwel ny 24/08/2016 13:55
Strong3 ( 23/10/2015 11:28)
FIVAVAHANA haitraitra!? ... inona izany
« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16) « aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 03/11/2015 12:37
Yahl ( 21/10/2015 10:54)
TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MBOLA MINTSO JESÔSY IHANY KA NITSITOKOTOKO NAMENO NY TANA
TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MB... tohiny
novalian'i psam ny 09/12/2015 09:30
endriny ( 21/10/2015 04:37)
Ny Zanamalata... maninona ry zareo ireo no tsy antsoina hoe foko?
Foko iray ao afovoany atsinanan'ny Nosy ao ireto Zanamalata ireto. Kanefa dia tsy misy milaza azy ireto ho Foko mihintsy eto Madagasikara. Misy antony tsy ilazana azy ireo ho Foko ve?... tohiny
joseph2015 ( 18/10/2015 19:19)
boka-trosa
Tena bokatrosa ny malagasy amin'ireto mpampidrambola madinika ireto, tena mampalahelo le olona nef dia vao maika miroborobo ireo a!.misy mpivady zao namidiny mitambatra ny fandrina sy ny kidoro. tena ... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3682