Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 17/10/2015 22:26)
Musée de l'homme
Nataon'ny frantsay aiza oa ireo zavatra rehetra momba ny gasy sy madagasikara tao amin'io musée io ?????... tohiny
endriny ( 16/10/2015 16:09)
Avy aiza tokoa ary Atra
Ny Ejipsianina izay raiben'ny finoana tao amin'ny faritra arabo fehizay dia manana ny ambarany amin'io: "Taloha fony mbola tsy nisy tanimaina, dia rano no nameno ity tontolon'ny tany. Ka indray andro... tohiny
novalian'i endriny ny 18/11/2015 05:53
precious1 ( 16/10/2015 11:11)
Manakory aby aiza ho aiza eto tana s'y ny manodidi...
Manakory aby aiza ho aiza eto tana s'y ny manodidina no mbola misy tany gasy... tohiny
endriny ( 15/10/2015 12:04)
Ny fanimbana tena ateraky ny finoana
MIsy ireo olona sy ankizy didididiana amin'ny areza ny andriny mba amoahan'ny ombiasa ireo atao hoe poizina sy bilo ao aminy.. Dia gaga ianao fa tsy maintsy izay ve no atao? Ny Silamo dia mikapo-bata... tohiny
novalian'i endriny ny 07/11/2015 05:26
rhaj0 ( 13/10/2015 19:35)
Ka ahoana Strong3 - efa TSY mino Baiboly intsony va ianao
Lava izay fifanakalozana izay, fa raha ny fahitako azy, dia efa manomboka TSY mino ny Baiboly intsony i Strong3. Ka miasa kosany ilay saina, fa tsy hoe dia matory lava ao, ary dia mahita ny aberration... tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/10/2015 11:04
rhaj0 ( 13/10/2015 19:35)
Ka ahoana Strong3 - efa TSY mino Baiboly intsony va ianao
Lava izay fifanakalozana izay, fa raha ny fahitako azy, dia efa manomboka TSY mino ny Baiboly intsony i Strong3. Ka miasa kosany ilay saina, fa tsy hoe dia matory lava ao, ary dia mahita ny aberration... tohiny
steph65no ( 13/10/2015 13:17)
vidange na fiara 309
Isaky ny hafiriana no manao vidange na huile moteur sy manolo filtre ry zareo ho an'izay mahalala? ... tohiny
napou ( 13/10/2015 08:40)
fety krismasy
Iza no mba manana hira na tantara na dihy fataon'ny ankizy amin'ny fety krismasy, sao mba afaka mizara traikefa eto isika izay mahay, mankasitraka an'izay mamaly... tohiny
novalian'i napou ny 19/11/2015 06:16
napou ( 13/10/2015 08:38)
mpampianatra piano
Sao mba misy mahay mampianatra piano na mahita fianarana mikasika an'io, mba valio dia misaotra anareo izay mamaly e!... tohiny
novalian'i napou ny 10/11/2015 06:18
SYLLA8 ( 13/10/2015 05:56)
salam aby;sô d mb mahita site fitadiavana hira top 60 ianareo?
aiz r mb mis site ahitana hira top 60 e!? mba omeo re rah mb mahita ianareo? valio ô... tohiny
SYLLA8 ( 12/10/2015 10:27)
lapam panjakana Iavoloha tafin ny dahalo any antsimo! inona no hiseho?
Tohny: B13,ef hitanareo iny film iny?zay ts nahit de ho tataraiko fohifoh zan.noh n fisian ny ts fitovian tsaranga de voatokana @ BANLIEU 13 n mahantra.arak zan de nasiak reo mhantra ireo k notafihin ... tohiny
SYLLA8 ( 12/10/2015 10:12)
lapam panjakana Iavoloha tafin ny dahalo any an tsimo! inona no hiseho?
B13,ef hitanareo v iny film iny? ... tohiny
saho ( 10/10/2015 17:51)
Karama masovohy malagasy ambony be indrindra erantany
fa maninona ireo miasa ambassady malagasy mikarama ambony be inona no antony raha tena nahasoa, mety betsaka ny zavabitany azo nampifandraisana ny toejavatra tsy mety mampandroso any mada ny malagasy... tohiny
Strong3 ( 09/10/2015 10:33)
Caillou --> olombelona // hoy ny TsimisiAtra mino ny fivoarana fa sy famoronana :-)
Strong3 - 09/10/2015 08:30 [quote=rhaj0] http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen Human evolution is the lengthy process of change... Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoa... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/10/2015 13:01
tafitalegentil ( 09/10/2015 09:44)
aOn kay no azahoan lanja aingana ...
aOn kay no azahoan lanja aingana ... tohiny
hery ( 09/10/2015 06:25)
Tsy azo atao ve ny mandinika olona maharitra eny andalam-be?
Misy lalàna mikasika izany ve? Nisy bandy izay mantsy nibanjina tovovavy ela be mihitsy, ambony ambany. Dia tezitra ilay sipa dia nifampimenomenona teo. Dia ny navalin'i leiry hoe mpanao sary hono i... tohiny
novalian'i 5laody ny 13/10/2015 10:49
SYLLA8 ( 09/10/2015 04:06)
olana aram pitiavana
slm!miptrak et Fianarantsoa,hianatr no anton diako eto!ms vehvv i1 hitak t@za tong teto fantak f tia ah iz nf za ts mhasak mirska amny sd zah kw tn sahiran @ fianarko(manw mathmitq manko zah) inn n ht... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 25/10/2015 14:15
rhaj0 ( 07/10/2015 16:11)
window 10
ahoana ny traikefanareo ao? Misalasala aho h@ izao, na dia baojy azany, fa toa hoe, ny fiarovana ny aminao (identite) hono tena tsisy tokotaniny? DIa raha manana lojisiely baojy :-) dia mety koro... tohiny
novalian'i 5laody ny 08/10/2015 14:02
rhaj0 ( 07/10/2015 14:19)
Ny safo-dranon'i Noah
Tena mba te-hanampy ny Finoan'i Strong3 ny @ io safo-drano io aho, ka dia inty ny kisary eee... [img]http://www.religioustolerance.org/cosmo_paga.gif[/img] - ilay "floodgates" etsy ambony, ilay goa... tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/10/2015 16:25
bor2lais ( 07/10/2015 12:33)
Fomba fiasan'ny sekta !
Ahoana ny hevitrao amin'ity resaka iray tao amin'ny midi ity : [url=http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2015/10/07/eglise-secte-envoi-douteux-dune-centaine-de-jeunes-a-letranger/]tsindrio eto[/ur... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/11/2015 13:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.1301