Liste des messages

Liste des messages, inserés par SYLLA8, par ordre de date
SYLLA8 ( 24/12/2017 10:16)
Ity ve le tena Krismasy sa le Krizy mafy!!!!?
Misondrotra andro amanalina ny vidim-piainana,,,,miha mafy ny ady @kapao-bary...Ts hita mhints zay hasiana ny fiainana.... Zah hoa tany Ambala @nay tany dia gaga zah satria nahita fa tena mitovy @vidi... suite
répondu par endriny le 07/03/2018 03:14
SYLLA8 ( 13/12/2017 10:01)
formation en ligne
hono hoa...?nareo ato ve mba efa nisy nanao formation en ligne t@ AUF(agence universitaire francophone) ??? de manao aôna ny stage sy ny formation ary examen...? mba azavao2 moa raha mba efa nanao f... suite
SYLLA8 ( 06/01/2017 10:44)
ARETI_NIFY
Salama daolo, ono wa ry zareo, inona tokoa hoa ny fanafodin'ny aretinify? ts zan manku fa tena marary nify b ny zandriko d ef nividanana fanafody tam pharma iz f mbl tsy sitrana, nampihinana paraky ku... suite
répondu par nirynah le 02/10/2018 12:40
SYLLA8 ( 28/12/2016 08:43)
tsy ampy ve ny fanantenana???
Fa ny fihazohazona ataon'ny mpanana sy forongony,ny herisetran'ny matanjaka,ny hafetsena ataon'ny mpandoka ve no no mahtonga ny ain'olona tsy nisy vidiny,mampahory ny osa ,ary nahketraka ny bado. Samy... suite
répondu par endriny le 05/01/2017 17:16
SYLLA8 ( 28/04/2016 07:26)
ROA ARIVO ARIARY
Hoy ity namako anankiray niteny hoe:"manalasala hoatran ny roa arivo; entina eny an tsena hoatrany kely loatra,atao rakitra hoatrany be loatra"! fahidirana ve izany sa hoe aôna!?... suite
répondu par hery le 11/08/2016 07:21
SYLLA8 ( 23/04/2016 14:28)
INONA AM TY ANGAH NO TENA MITOMBONA!?
"avoto ny namanao mb hanavotanao ny tenanao" sa "avoto ny tenanao mb hanavotanao ny namanao"? aiza amnreo no mety hitombona na tena mitombona,de rah hoy enao hoe samy mitombona aby io de mb omeo ohatr... suite
répondu par tenere le 16/11/2016 16:23
SYLLA8 ( 06/02/2016 02:16)
FIANAKAVIANA SA !?
Misy olona iray niteny t@ko;de hoy izy t@ko nony nahita an ty Rangahy:"Ny zanak io Rangahy no rain janako!". Inona ary no fifandraisana aram pianakaviana misy @n io olona io sy ilay rangahy?kanefa io ... suite
SYLLA8 ( 05/02/2016 05:32)
Mamp meh! inona koa ar ty?
olon 2 ihan no mpivrtra sakay eny an tsena - i1 mpandainga(mivarotr sakay malao) - i1 ts mandainga(mvartr n ts malao) Enao anef ts tia sakay malao, Inona ary no fanontanian apetrakao rah enao no tojo ... suite
SYLLA8 ( 05/02/2016 04:11)
Averku ndray! firy ary io ô?
Misy omby anaty vala iray: -omby 2 alohan ny omby 1 -omby 2 afaran ny omby 1 -omby 1 afovoany Firy ary no farafaha-ben'ny isan ny omby noteniniko io?... suite
répondu par SYLLA8 le 05/10/2016 11:11
SYLLA8 ( 05/02/2016 03:55)
Inty koa misy ô! firy ary io ô?
Misy machine locomotion iray mirefy 100m izay mahavita 100m/s. misy tunnel 1 koa anef mirefy 100m. anatin ny firy segondra ary no idarana sy ivoahan'ny machine io anatany tunnel 100m io?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/06/2016 15:45
SYLLA8 ( 31/01/2016 14:33)
firy ary io o?mampmeh mhintsy
Misy piso 5 ao antranonao ao! io piso 5 io dia mahavoasambotra voalavo dimy anitin ny 5 minitra. Firy ary no tokony ho isan ny piso rah ohatra ka voalavo 100 no voasambotra tao anatin ny 100 minitra?... suite
répondu par setam le 28/02/2016 08:02
SYLLA8 ( 31/01/2016 13:05)
iza ary !?
iza ary no rahavavin ny Nenitoanao izay tsy Nenintoanao mihints !!!? mb valio ö... suite
répondu par SYLLA8 le 05/02/2016 03:23
SYLLA8 ( 31/01/2016 13:00)
2) firy ary io ô?
1) firy ary ny antsasakin ny 2 nampiana 2? 2) misy trondro 3 ao anaty seau! n 1 anefa maty rehef avy eo! firy ary ny trondro sisa tavela anaty seau? 3) i jean sy jeanne niteraka 5 vavy. io vhvavy samy... suite
répondu par ajnal le 12/05/2017 19:45
SYLLA8 ( 13/12/2015 09:05)
mba ampio re !!!
20 taona zah zao.6taona zah no maty n Mamaku d nipetrka t@n bebeko za.@zao zah zay vô tena mahtsap f tena mis fiatrakany @ko zany,n Raiko ts mvaky loha ahy k na hatr@ny fianarko aza tena ts mandeh mh... suite
répondu par angouz le 04/06/2016 15:08
SYLLA8 ( 13/10/2015 05:56)
salam aby;sô d mb mahita site fitadiavana hira top 60 ianareo?
aiz r mb mis site ahitana hira top 60 e!? mba omeo re rah mb mahita ianareo? valio ô... suite
répondu par joseph2015 le 18/10/2015 18:58
SYLLA8 ( 12/10/2015 10:27)
lapam panjakana Iavoloha tafin ny dahalo any antsimo! inona no hiseho?
Tohny: B13,ef hitanareo iny film iny?zay ts nahit de ho tataraiko fohifoh zan.noh n fisian ny ts fitovian tsaranga de voatokana @ BANLIEU 13 n mahantra.arak zan de nasiak reo mhantra ireo k notafihin ... suite
SYLLA8 ( 12/10/2015 10:12)
lapam panjakana Iavoloha tafin ny dahalo any an tsimo! inona no hiseho?
B13,ef hitanareo v iny film iny? ... suite
SYLLA8 ( 09/10/2015 04:06)
olana aram pitiavana
slm!miptrak et Fianarantsoa,hianatr no anton diako eto!ms vehvv i1 hitak t@za tong teto fantak f tia ah iz nf za ts mhasak mirska amny sd zah kw tn sahiran @ fianarko(manw mathmitq manko zah) inn n ht... suite
répondu par SYLLA8 le 25/10/2015 14:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082