Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny
(
10/09/2015 07:14)
Ny atao hoe fanavotana
Araka ny baiboly ny atao hoe fanavotana dia mijanona fotsiny ihany eo amin'ny fanalana ny zanak'Israely teo ambany fanandevozana ka nitondrana azy tany amin'ilay tany tondra-dronono sy tantely...
Nio...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/10/2015 13:15
gasy1zay
(
09/09/2015 13:52)
Ny (mety ho) endrikin' ny divorce hoan'ny Katolika
Raha ny fanambarana eto dia efa nisy lalàna/procédure ihany kay mety manafoana fanambadiana katolika ary Papa François dia mikasa hanamaivana ny procédure "nullité" du mariage mba hahafahan'ny ma...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/09/2015 12:42
hery
(
08/09/2015 23:58)
Takelaka Namana voatra 3.0 andrana
Salama,
Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org
Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on
Dia apetraho eto amban...
tohiny
novalian'i SederaMioty ny 13/06/2017 19:05
vazivazo
(
08/09/2015 13:02)
allocation de congé
Sao mba misy afaka manome ny formule fikajiana ny allocation de congé azfd, M6
Dia ilay allocation de congé VE TAFIDITRA @ atao hoe KARAMA BRUT??...
tohiny
maningana
(
08/09/2015 12:53)
Piso
Rehefa miantso ny zanany vavikely 8 taona zany i ramatoa RAVAO dia ouz oe Piso an, dia sorena ilay zaza ka niteny oe zah aza antsoina izany PISO zany fa tsy tiako izany fa ny anarako iantsoana ahy.
In...
tohiny
novalian'i taxs ny 11/09/2015 13:42
mpilaza444
(
08/09/2015 09:29)
Inona kay no itiavan'ny vehivavy mampidera nono?
Be ireo manao fitafiana mapiseho nono na koa manify ka hita tsara ny endriky ny nono. Fikatsahana ny tsara ve izany sa fitadiavana lehilahy? Tsy aritry ny lehilahy mantsy ny nono sy ny dongona eo amin...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/09/2015 16:26
mpilaza444
(
08/09/2015 09:26)
Fanaitarana ny lehilahy
Mba lazao amin'ny fomba mahitsy ny fomba fanaitaranareo vehivavy ny lehilahinareo. Raisina amin'ny filahiana sa anehoana fitafy sexy sa atao ahoana?...
tohiny
novalian'i legy ny 15/12/2015 07:37
mpilaza444
(
08/09/2015 09:07)
Fananana inona no azon'ny zanaka ivelan'ny tokantrano lovaina?
Afaka mandova ve ny zanaka ivelan'ny tokantrano (enfant adultérin)? Raha mahazo mandova izy ireny dia harena inona? Biens personnels sa biens de la communauté?
Tsy mazava mihitsy ny fipetraky ny la...
tohiny
novalian'i calin.brandon ny 23/01/2017 14:57
mpilaza444
(
08/09/2015 09:00)
fitsentsafana fivaviana
Fahita matetika amin'ny horonantsary ny fitsentsafana fivaviana. Hita fa mankafy izany ny any ivelany. Mba te haheno ny témoignage- gasy mikasika izany aho. Tianareo vehivavy ve ny lelafin'ny lehilah...
tohiny
novalian'i tjrandriam ny 07/03/2024 22:03
Jugali
(
04/09/2015 09:56)
Opensource
Ankotrzay manin moa iz ty raha atao opensource e? 'zay vonona ny hanao bénévole ra 'zay. ampivotra aingana an'tony ambohimpiaonana tony....
tohiny
novalian'i hery ny 07/09/2015 10:55
Jugali
(
04/09/2015 09:39)
Tetsatsetra ts aritra lera
1) 'le leratsika @ty v rzala ts tokony atao lera eto an-tanindrazana?
2) otran mba te hahita "profil" an'ireo membre aho
3) d tableau de bord hoan' tena koa - notification @ ty site ty ian.
4) nojerek...
tohiny
novalian'i hery ny 07/09/2015 12:23
Jugali
(
04/09/2015 09:33)
Fividianana sy fivarotana na fanofana trano sy tany
Miarahaba antsika gasy rehetra,
Mila torohevita maro avy aminareo @resaka immobilier. Ts mahalala inin momba io sehatra io mints a satria 'zay ts nanofa trano hatram 'zay fa lova no nipetrahanay sy r...
tohiny
novalian'i pralahgolo ny 04/03/2018 01:01
ran linah
(
03/09/2015 19:05)
so de misy maita fianarana tennis ts lafo be lotra...
so de misy maita fianarana tennis ts lafo be lotra reto nareo azafady? ...
tohiny
Strong3
(
03/09/2015 09:20)
atao izay mahery ve?
« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ...
tohiny
novalian'i stahtam ny 08/10/2015 08:34
seul110
(
03/09/2015 07:39)
Zanpiera
Ô ry reto a! mba ontsa ihany ny tena amin'ity resaka Jean Pierre ty e! tsy hita fa mba teny amin'ny anjerimanontolo ihany ny tena nanovo fahalalana de nahita ny zavatra takian'ny mpianatra fa tsy dia...
tohiny
novalian'i sitlo ny 15/09/2015 19:27
taxs
(
02/09/2015 12:36)
4*4 hono e!
A: SIPA
B: BANDY
B: Salut! aiza ndry zao?
A: Ato anaty 4*4 an'i Dadanay zaho
mialatsiny fa tsy afaka niandry anao zaho, somary maimaika kely hono mantsy izy
Elahy angahy zao mbola taraik...
tohiny
novalian'i maningana ny 08/09/2015 12:57
rhaj0
(
02/09/2015 11:37)
Ny Katolika ... amerikana
Eto misy lahatsoratra maneho ny revn'ny Katolika Amerikana, araka ny fitsapa-kevitr'olona (sondage)... Samy Katolika ihany fa ny an-dreo (toa) hafa ny fi(s)ainana..
http://www.lapresse.ca/internatio...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/09/2015 13:13
endriny
(
01/09/2015 12:09)
"Omeo famotsoran-keloka ireo mpanala zaza" hoy ny Papa... Inona no hevitrao?
Inona no hevitrao?...
tohiny
novalian'i endriny ny 12/09/2015 04:58
bor2lais
(
01/09/2015 09:40)
Tsaratsara sy ny fampihavanam-pirenena !
Toa nanao fampihavanam-pirenena tao @ coliseum hono ingahy rainy io t@ sabotsy 29/08, sao misy naheno ny akony ianareo ?
Misaotra mialoha amin'ny fizarana !...
tohiny
novalian'i mekana ny 13/05/2016 15:26
ketty
(
31/08/2015 16:59)
fandehanan'ny fandrohahana mpanofa tsy misy bail
Manao ahoana daholo,
nividy trano aho de nisy mpanofa tao @ le trano novidiako, fa tsy nasiana bail na contrat fa mitaiza kely de hoe aleo alou izy mba hijanona fa mitaiza kely. Efa ho 2 taona izao....
tohiny
novalian'i ketty ny 01/09/2015 14:36
