Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ketty ( 31/08/2015 16:43)
fandrohahana mpanofa trano tsisy bail
Manao ahoana daholo, nividy trano aho de nisy mpanofa tao @ le trano novidiako, fa tsy nasiana bail na contrat fa mitaiza kely de hoe aleo alou izy mba hijanona fa mitaiza kely. Efa ho 2 taona izao.... tohiny
Rina geosther ( 31/08/2015 10:46)
http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/4689 tineh enga anie
Miarahaba o! mba mangataka an le hira an Tineh enga anie za. mankasitraka o ... tohiny
novalian'i Majheik ny 15/10/2016 20:02
rhaj0 ( 28/08/2015 17:09)
Bien sûr qu'on peut se moquer des religions
Izany no position ofisialin'ny ao @ provansin'i Kebek, Kanada. Nampian'ilay PM hoe (jereo [url=http://www.lapresse.ca/actualites/politique/politique-quebecoise/201508/28/01-4896023-on-peut-se-moquer-... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/09/2015 13:32
Sagesse04 ( 28/08/2015 13:39)
FAMONJENA HO ANAO
Ô re olona ô! Tonga ny fotoana fanavotana antsika zanak'olombelona manerana izao tontolo izao. Efa ianantsika izao ilay ora farany voalaza ao amin'ny 1Jn2,18. Koa mifohaza amin'izay e, "andao ho any... tohiny
novalian'i stahtam ny 17/09/2015 11:29
rhaj0 ( 28/08/2015 13:30)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (6)
Tohizako eto indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa nore... tohiny
novalian'i Strong3 ny 02/09/2015 08:57
harinala7 ( 28/08/2015 12:44)
Disque embrayage Golf type 3
Salama daolo o, aiza kay azafady no mety ahitàna disque embrayage golf type 3 TDI izay mba tsara sy mateza fa ny anay vao t@ avril teo no nosoloina vao2 de efa maty sahady indray zao; misaotra indrin... tohiny
rabaradaka ( 28/08/2015 08:52)
vehivavy efa be taonaary sary misy nofotra ngezangeza no mahasarika indray izao
vehivavy efa mahazoazo taona, ngeza sy nofosana ary mahay mitia lehilahy amin'ny fganaovana azy no tena tian'ny bandy indray izao. Rabaradaka efa nahita sy nahazo fa tena tsara aloha e ! sady rehefa v... tohiny
novalian'i ankizy ny 22/11/2016 13:10
rabaradaka ( 28/08/2015 08:47)
Eritreritr ndalo : maninona raha esorina i Hery e
Ohatry ny hoe vazivazy nefa dia eritreritra mandalo ity ry reto a : maninona raha andao esorina i Hery Rajaonarimampi(esona)anina e... tohiny
novalian'i chiara ny 05/04/2016 16:50
rabaradaka ( 28/08/2015 08:37)
la deuxième ville de Madagascar sera dirigée par un Maire mafieux et nul !
Voilà une autre histoire ! Le Chef de Région (Mandrindra) est déjà dans la liste des personnes détéstées à Antsirabe par son incompétence et sa manière de voler les deniers publics, et par u... tohiny
rhaj0 ( 27/08/2015 10:52)
1er septembre : Journée mondiale de prière pour la Création
http://lmgtfy.com/?q=pape+francois+journee+mondiale Dia io izany ny andro eran-tany (katolika) hivavahana ho @ Zava-boahary hono izany, manombok'izao, hozy ny Papa Fransisy.. Tordu ihany (sa tena to... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/09/2015 11:18
rhaj0 ( 27/08/2015 10:51)
1er septembre : Journée mondiale de prière pour la Création
http://lmgtfy.com/?q=pape+francois+journee+mondiale Dia io izany ny andro eran-tany (katolika) hivavahana ho @ Zava-boahary hono izany, manombok'izao, hozy ny Papa Fransisy.. Tordu ihany (sa tena to... tohiny
rhaj0 ( 26/08/2015 13:23)
Gasy Misotro Kafe Maraina
Ho feno 2 taona ny Gasy Misotro Kafe Maraina, http://gasy-mkm.blogspot.ca/ Ity Bilaogy ity dia nanangomako lahatsoratra an-gazety miresaka ekonomia sy sosialy ao Madagasikara. Toa izao ny statistika... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/08/2015 11:53
hery ( 25/08/2015 22:43)
Voavonjy ve ny silamo?
Ohatry ny hoe ny Kristianina foana ihany no mifanosinosy eto :-) Fa mba te hanontany aho hoe voavonjy ve ny silamo? Dia raha tsy voavonjy ny silamo, maninona no tsy ireny aloha ifanotofan'ireo fiango... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2015 11:17
ranthson ( 25/08/2015 05:54)
Inona marina ilay hoe "sarin'ny bibidia"?
Efa retsika @ radio, itantsika @ internet matetika ilay hoe iza ilay bibidia? aleo tsy hiresaina tsony fa mba inona ndray ilay hoe "sarin'ny bibidia" araka ny voalazan'ny Apok 13:15 "Ary navela hanisy... tohiny
rhaj0 ( 24/08/2015 14:05)
Rahoviana ny FARANY ?
Bebe ihany izay niteny hoe "akaiky ny farany"... na eto io, toa an-dry RBNIR sy ny tariny, na n'aizan'aiza erak'izao tontolo izao. Jereo anie ny lisitra ao @ wiki ee... ireto misy santionany, izay mi... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/09/2015 15:53
ranthson ( 24/08/2015 12:50)
Mbola misy ve ny voaloham-bolana?
Ahoana ny hevitrao amin'ity teny ity? " "Fa tahaka ny lanitra vaovao sy tany vaovao, izay hataoko , no haharitra eo anatrehako, hoy Jehovah, dia toy izany ny haharetan'ny taranakareo sy ny anaranareo... tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/10/2015 09:30
pdevy ( 24/08/2015 07:52)
Proteine Whey / Isolat
Miarahaba antsika rehetra Hanontany ny hevitsika izay efa mahalala sy mampiasa proteine hoe inona no marque tsara raha olona manao musculation. Aiza no misy mivarotra anazy ireny akoatra ny pharmacie... tohiny
saaori ( 24/08/2015 06:53)
mapafatra ny momba an'yahoshuah
salama eh!mba jereo ny rtvyahoshuah.com... tohiny
novalian'i Yahl ny 02/11/2015 12:31
bazylou ( 22/08/2015 17:09)
22 aogositra 1895
saina kely sy fahatsiarovana ireo malagasy rehetra niady tao andriba mba tsy hozanahan'ny frantsay i madagasikara. Na dia tsy nampian'ny anglisy intsony ary na dia efa azon'ny vazaha aza ny tanana mar... tohiny
novalian'i bazylou ny 17/10/2015 22:30
fagr ( 21/08/2015 07:32)
Salama daholo ry Bamako isany MBA mila toro-hevitr...
Salama daholo ry Bamako isany MBA mila toro-hevitra aho,mba tokony ataoko satria tady isaraka NY Ray amandrenik,3 mianadahy izahay ary izaho no zoky.inona NY tokony ataoko manoloana izany.Misaotra ind... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5579