Liste des messages
Liste des messages, inserés par ranthson, par ordre de date
ranthson
(
25/08/2015 05:54)
Inona marina ilay hoe "sarin'ny bibidia"?
Efa retsika @ radio, itantsika @ internet matetika ilay hoe iza ilay bibidia? aleo tsy hiresaina tsony fa mba inona ndray ilay hoe "sarin'ny bibidia" araka ny voalazan'ny Apok 13:15 "Ary navela hanisy...
suite
répondu par Hajarilala7 le 02/10/2015 11:19
ranthson
(
24/08/2015 12:50)
Mbola misy ve ny voaloham-bolana?
Ahoana ny hevitrao amin'ity teny ity? "
"Fa tahaka ny lanitra vaovao sy tany vaovao, izay hataoko , no haharitra eo anatrehako, hoy Jehovah, dia toy izany ny haharetan'ny taranakareo sy ny anaranareo...
suite
répondu par RBNIR le 07/10/2015 09:30
