Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RBNIR
(
20/08/2015 21:13)
FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA
2000 taona lasa izay Jesosy dia tonga tety an-tany nampianatra....
Tamin'izany no nilazany fa « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)
...
tohiny
novalian'i tealala ny 03/11/2015 13:44
Strong3
(
19/08/2015 12:09)
misy tsy tia maizina
Dia halanareo ato ny katolika sy ny reforme protestant
na sekta na fiangonana zandriny na tsimisiAtra na raokandro malagasy na finoana nentin-drazana dia tsy misy hanavahana fa dia mandaroka baomban'...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 21/08/2015 07:01
ericruj
(
19/08/2015 07:53)
Mitady namana vehivavy sur tana na antsirabe
Bjr,
Lehilahy tsotra, cadre, la trentaine, mandeha mission matetika sur Antsirabe ou Tamatave, mitady namana vehivavy sur Antsirabe mba hiaraka hanao sortie, hisotrosotro miarkara, ary hisakafo miara...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:31
ericruj
(
19/08/2015 07:52)
Mitady namana vehivavy sur tana na antsirabe
Salut,
Lehilahy tsotra, cadre, la trentaine, mandeha mission matetika sur Antsirabe ou Tamatave, mitady namana vehivavy sur Antsirabe mba hiaraka hanao sortie, hisotrosotro miarkara, ary hisakafo mia...
tohiny
mpisotrtoaka
(
18/08/2015 15:16)
CAKE
Manao cake aho dia mavesatra be ilay izy ary mitombo fa mamono antoka be ! Inona no tokony ataoko !? Levure chimique no ampiasaiko !...
tohiny
novalian'i nahandro ny 02/03/2016 07:23
Chrynhal Doricka
(
17/08/2015 14:54)
Hevitra Ara-Drafitra
Manao ahoana daholo tompoko.
Mba mangataka aminareo izay manana na afaka manampy mba hanoro na hanome lesona feno momba ny hevitra ara-drafitra malagasy,tsy misy lesona momba ny teny malagasy mantsy ...
tohiny
novalian'i Radavison ny 13/09/2015 06:59
rhaj0
(
17/08/2015 11:31)
LGBTTIQQ2SA
(apetrako eto @ Lohahevitra Finoana/Fivavahana satria... "normal" ireo rahefa "Fiaraha-monina" na "Fitiavana" na "Kolotsaina" na "Fahasalamana" ny resaka, fa ny
"Finoana/Fivavahana" ihany no toa mani...
tohiny
novalian'i radoratsimba ny 16/06/2016 12:00
MITIA7
(
17/08/2015 07:02)
TE IOMEHY
Aiza avy fa toa tsy misy hatsikana vaovao mihitsy ato ry namana, mba andefaso fa te iomehy ee Sa izaho no tsy mahita (mbola vaovao koa e)
Misaotra sahady, dia manantena ahita be dia be eto rehefa avy ...
tohiny
novalian'i MITIA7 ny 20/08/2015 05:02
Jock
(
17/08/2015 04:08)
"Huile de ricin" na "menaka kinana"
Manahoana daholo.
Ho anareo efa nampiasa, manao ahoana kay no tena fandehan'io menaka io. Nampiasa aho mantsy dia ny 3 jours taorian'ny nampiasako azy voalohany dia nijanona ny fihongotry ny voloko fa...
tohiny
novalian'i jock ny 21/08/2015 03:39
endriny
(
15/08/2015 05:59)
Lasa any amin'ny afobe ve ny Papa Joany Paoly 2
Ilay andrimbavilanitra Angelica Zambrano no nilaza izany efa ela ihany izay... Rehefa niverina avy any amin'ny paradisa hono izy...
Dia ahoana izany ireto zaza navelan'ny Papa? Izay nandray ny anat...
tohiny
novalian'i endriny ny 01/09/2015 12:27
Strong3
(
14/08/2015 11:51)
Makaiza ny maty !?
« Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana. » (1 Korintiana 15:53)
« Fa rehefa mitafy ny tsi-fahalòvana ity mety m...
tohiny
novalian'i Akashia ny 05/01/2019 17:02
hery8
(
14/08/2015 04:41)
mahakasika le GTT aza mamorona kosa fa ts nisy nan...
mahakasika le GTT aza mamorona kosa fa ts nisy nanitsaka saritany Mkara zany teo e ,...
tohiny
sitlo
(
13/08/2015 20:15)
Ho tafita amin'izay ny malagasy fa efa natety an'i Madagasikara masim-bavy Terezy
Sa re hoe hiakatra indray ny ekolazy any amin'ny sekoly katolika e? Sa asaina manamboatra sekoly sy hopitaly katolika ny vahoaka? Na mety hoe omena tany an'hektara maro indray mopera amboleny voalobok...
tohiny
novalian'i ranthson ny 19/08/2015 13:38
rhaj0
(
13/08/2015 13:35)
DISO ny (mpandika) Baiboly (3)
Tohizako kely indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295](1) tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a751...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/09/2015 10:45
HARENAKO
(
13/08/2015 11:44)
mila fanampiana
mba mila fanampiana kely raha misy mahita reny cheval du bois vita vazaha ireny tompoko!mialatsiny indrindra fa trsy aiko ny anarany!mino aho fa azonareo ny tiko tenenina!...
tohiny
novalian'i HARENAKO ny 14/08/2015 05:58
endriny
(
13/08/2015 04:57)
Ireo mijoro ho vavolombelon'Atra sy Jesosy Kristia
MAro ireo milaza, ary sahy miniana fa izy dia vavolombelon'ny fisian'Atra ary efa nanaovan'Atra fahagagana.
Mijoro ho vavolombelona ary ireo olona ireo satria izay no fomba mahomby indrindra no sady ...
tohiny
novalian'i endriny ny 10/09/2015 07:04
MITIA7
(
12/08/2015 08:51)
LALIE MPIHIRA EFA MATY?????
Miarahaba daholo e,
Mba te hi-confirme aho ry zareo fa tena tsy mino fa hoe efa maty efa ela hono i Lalie???
Mba omeo vaovao e,
Misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 03/11/2015 10:52
anjarasah
(
11/08/2015 12:32)
Bjr daol saika mba antany ra mety reol ô n zanak...
Bjr daol saika mba antany ra mety reol ô n zanako zany an tena taraiky b mits n developpement-ny(moteur) 10 mois izy amzao lah kel teraka prmaturé 7 mois tena mila réeducation oziz n pédiatre fa ...
tohiny
marry me lady
(
10/08/2015 08:08)
Mitady ilay ho vady andefomandry
Lehilahy 32taona, an'asa, tsotra, misoka-tsaina, matotra ... izay mikatsaka ny hanambady dia
dia mitady tovovavy 27-30 toana mety hifrandraika aminy sy vonona ny hirona amin'zany.
Manorata @ny marr...
tohiny
novalian'i mahery27 ny 20/10/2015 08:29
rhaj0
(
09/08/2015 22:25)
kintana manandrambo
R@ 13 aogositra maraina hono, @ 5 ora aty zamerika, dia hisy kintana manandrambo (etoiles filantes) an-jatony mandritra ny adiny iray, no hitselatselatra eny an-danitra eny (aty @ ilabola-tany avaratr...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 18/08/2015 09:50
