You are here: home > Forum

CAKE

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : CAKE
Valiny : 3
mpisotrtoaka - 18/08/2015 15:16
Manao cake aho dia mavesatra be ilay izy ary mitombo fa mamono antoka be ! Inona no tokony ataoko !? Levure chimique no ampiasaiko !
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 19/08/2015 16:07

mpisotrtoaka
Manao cake aho dia mavesatra be ilay izy ary mitombo fa mamono antoka be ! Inona no tokony ataoko !? Levure chimique no ampiasaiko !


Ahoana nefa ilay recette? Raha tsara anie ilay izy tsy mamono antoka e.
Valio | Miverina eny ambony
maningana - 20/08/2015 11:46
d ataovy izay AHAMAIVANA leizy amzay izy mihena dia tsy mahafaty antoka anao e, ary levure PHYSIQUE no mety amzany ngamba, hahaha sady ohatran'ny TSY AZO ATAO TSAKY reny f n papouse no mendrika reny e


mpisotrtoaka
Manao cake aho dia mavesatra be ilay izy ary mitombo fa mamono antoka be ! Inona no tokony ataoko !? Levure chimique no ampiasaiko !
Valio | Miverina eny ambony
nahandro - 02/03/2016 07:23
Tsy fantatro izay recette nampiasainao fa ity misy fomba tsotra kely fanaovana azy
http://www.nahandro.com/recette-tres-facile-dun-cake-en-video/2016/
Na koa tonga dia jereo ity vidéo ity fa ao daholo ny antsipirihany :
https://www.youtube.com/watch?v=YAtdzAd4KgE

Mazotoa ary ô !
Valio | Miverina eny ambony