Liste des messages

Liste des messages, inserés par MITIA7, par ordre de date
MITIA7 ( 17/08/2015 07:02)
TE IOMEHY
Aiza avy fa toa tsy misy hatsikana vaovao mihitsy ato ry namana, mba andefaso fa te iomehy ee Sa izaho no tsy mahita (mbola vaovao koa e) Misaotra sahady, dia manantena ahita be dia be eto rehefa avy ... suite
répondu par MITIA7 le 20/08/2015 05:02
MITIA7 ( 12/08/2015 08:51)
LALIE MPIHIRA EFA MATY?????
Miarahaba daholo e, Mba te hi-confirme aho ry zareo fa tena tsy mino fa hoe efa maty efa ela hono i Lalie??? Mba omeo vaovao e, Misaotra betsaka... suite
répondu par mpisotrtoaka le 03/11/2015 10:52
MITIA7 ( 06/08/2015 12:57)
INONA NO DIKAN'ITO HOE "VANGY " ITO?
Misy an'ilay soratra hoe "vangy" io etsy ambony ilay rehefa hisafidy ny lohahevitra ho jerena, inona no dikan'io azafady? Misaotra betsaka... suite
répondu par bazylou le 22/08/2015 17:14
MITIA7 ( 06/08/2015 08:40)
misotro rano betsaka
Rehefa misotro rano betsaka ve ianareo dia avy hatrany dia teipipy sa afaka firy minitra na ora? Izaho manko amin'izao tena misotro rano be, ary juste apres 15mn nisotroana rano na 30mn raha el indrin... suite
répondu par TenWors le 25/09/2015 11:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0712