Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sakaiz ( 11/07/2015 12:08)
hatsikana nalaza tamin'izany fotoana
jereo eto... tohiny
RUZ9 ( 10/07/2015 08:48)
MPANO POLITIKA HAFA MIHITSY
"Mitodika aty amintsika ny mason'izao ftontolo izao..." fa firaka 50 kg no nireharehan'ireo mpanao politika sasany, nanaovany lanonana ofisialy tany Sainte Marie ny fandraisana azy. Matetika mihitsy n... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 15/07/2015 09:52
ambohijanaka ( 09/07/2015 15:19)
Aza manaiky amabanian'ny frantsay eto amin'ny Taninao fa taovy mahita eroy!
Tena misy mahamarina azy ihany ireo zavatra lazainao eto momba an`ireo vahiny, indrindra indrindra moa ireo frantsay eto amintsika. Misy tokoa izy ireo tena miseo manambony-tena mihitsy ary misy aza t... tohiny
mpisotrtoaka ( 09/07/2015 13:23)
Médaille honorifique
Mba misy afaka manazava ny resaka fahazoana médaille honorifique (médaille de l'ordre national sns ...) e ato !? Misaotra ! Ohatra hoe miasa firy taona dia mahazo médaille de bronze ? d ohatra koa ... tohiny
tojonjanahary ( 09/07/2015 07:53)
Teny Frantsay nagasina (manamerde, misentimaka, misousy, nochargeko, ...)
TS tokony ionona @ zay ve tsika malagasy hoe ny teny gasy dia misy teny frantsay koa satria tsy ho afaka ao @ malagasy Tsun manjakizay le Français . Sady le teny gasy pure sady lavabe no tsy ampy ny ... tohiny
novalian'i Nav ny 02/10/2016 10:30
mivoatra ( 08/07/2015 14:11)
Mba Diniho Kely
Fikambanana azo heverina fa tsara ity fikambanana ity Ny fikambanana " Mba Diniho Kely, MDK "dia karazana asa fampandrosoana an' i Madagasikara ihany. Noforonina izy io mba hanampiana ny olona hanov... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:45
mivoatra ( 08/07/2015 13:46)
Mba Diniho Kely
FIKAMBANANA MBA DINIHO KELY Ny fikambanana " Mba Diniho Kely, MDK "dia karazana asa fampandrosoana an' i Madagasikara ihany. Noforonina izy io mba hanampiana ny olona hanova toe-tsaina, mba ho tia m... tohiny
Strong3 ( 08/07/2015 09:43)
Safidy malalaka no nomen'Atra
« Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Hietry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita* ianao; fa raha mba tany Sodoma no natao ny asa lehibe izay natao teo aminao, dia ho naha... tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/08/2015 09:09
tojonjanahary ( 08/07/2015 06:35)
Zanahary ian fa tsy jesosy no mitahy antsika!!
Mbola tsisy vokatsoa azon'ny firenena hatsamzay nahakristiana antsika katsamzao!! Zanahary ian no mitahy! :)... tohiny
novalian'i WAISI ny 21/02/2023 05:35
Julia Jul ( 07/07/2015 17:44)
Produits sara B
Salut, aiza kay misy mivarotra produits sara B? lotion+lait. Tena mandaitra reny? tsara?... tohiny
vonynive ( 07/07/2015 13:42)
SIANSA HO FAMPANDROSOANA
Ny firenena mandroso dia mampiasa ny siansa ho fampandrosoana, aiza ho aiza isika Malagasy fa toa variana @ ady hevitra ara-pinoana ?... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:51
mpisotrtoaka ( 07/07/2015 11:13)
FIANARANA
Mba asio lohahevitra resaha FIANARANA na FORMATION fotsiny ato raha mba mety e !... tohiny
rabaradaka ( 07/07/2015 07:09)
kely sisa e
Efa kely sisa dia ho rava e ary i Rivo Rakotovao mihitsy no handrava an'ity fitondran'i Hery Rajaonarimampianina ity. Aza atao hoe miteniteny foana aho fa ho hitanareo ny tohiny... tohiny
rabaradaka ( 07/07/2015 07:03)
Mitaona ny vahoaka malagasy
Fanindroany aho no nanoratra hoe "MITAONA NY VAHOAKA MALAGASY HIKOMY". Ny voalohany tamin'ny 28 desambra 2008, dia iny hitantsika iny ny fikomiana nataon'ny mponina Antananarivo nandrodana an-dRavalom... tohiny
hery ( 06/07/2015 23:30)
Dikan'ny teny hoe rano manoro?
Inona kay ry zareo ny dikan'ny teny hoe Rano manoro amin'ilay hoe Ranomasina rano manoro?... tohiny
novalian'i endriny ny 21/10/2015 04:39
tovorandria ( 06/07/2015 15:19)
tsy hilamina io krizy pôlitika io ra tsy rava io Assemblé Nationale io
tsy ny fahantran´ny vahôka no jerena fa ny ady seza sy ny fitiavana-tena sy fitiavam- bolan´ireo député ireo, ary misy tsy leo manongana mitsy koa satri efa zanaka panongana a, efa aretina raiki-... tohiny
endriny ( 06/07/2015 14:32)
Tandremo ny maka vola eo amin'ny distributeur BOA Sabotsy Namehana
Rehefa maka vola eo Sabotsy Namehana amin'ny distributeur dia afeno tsara tsy ho hitan'ny camera ny fanaovana mot de pass fa jeren-dry zareo amin'ilay cam de surveillance... Izaho dia anisan'ny trat... tohiny
novalian'i hasina34 ny 06/05/2019 10:43
JAOANJARA ( 06/07/2015 10:16)
NY TANTARAN’NY DIDY FOLO Nampahoriana nandritra ...
NY TANTARAN’NY DIDY FOLO Nampahoriana nandritra ny Efajato taona tany Ejipta ny vahoaka isiraely,ka ny ankamaroan’izy ireo dia tsy nahafantatra intsony ny lalàn’Andriamanitra ,noho izany dia na... tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/08/2015 09:13
aimenhary ( 06/07/2015 06:56)
Mitady hira
Miarahab antsik naman rehetr! Sao misy mahafantatr oe iza no mihira ilay hira kalon'ny fahiny iray sy ny lohateniny ny tonininy misy oe "... teo ambony alitara no nandraisako ny anjara"... tohiny
vonynive ( 06/07/2015 06:48)
TATITRA HETSIKA ROMBOM-PANAHY
araho ny tranonkala http://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/page-17.html... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.0361