Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vonynive ( 06/07/2015 06:46)
TATITRA HETSIKA TANY GIAZANA
misy tranonkalo izay ahitana tatitra momba ny hetsika tononkalo ity ka ny hetsika TANY GIAZANA indray no asehony eto http://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/page-21.html ... tohiny
nilaina1 ( 03/07/2015 08:11)
paris mada mscal kely ao seychelles.
miarahaba ny rehtra. sao dia mba misy mahafatatra na efa nisy nande paris mada d mscal kely ao seychelles. d aona tsika malagasy rhf mndalo ao.rhf visa ve de met dol.ny ahy mats visa schengen D d tsy ... tohiny
mpisotrtoaka ( 02/07/2015 13:20)
AMPIO AHO
Inona no tokony ataoko raha mitoetra amin’ny tranon’ny ray aman-drenin’ny vadiko aho (tsy iray trano fa ny azy any Ambohimanarina moa ny anay roa any Itaosy). Izy mahita ny fianakaviany foana fa... tohiny
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 10:40
mpisotrtoaka ( 02/07/2015 13:13)
TOROY AHO
Salama daholo ! Inona no tokony atao raha te hanao stage audiovisuel (cadreur sy monteur ary indrindra réalisateur) ? Tsy misy association na toerana azo atonina mihitsy ve fa fanina e ? Misaotra... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 10:24
mpisotrtoaka ( 02/07/2015 13:11)
BLAOGY
Mba mila torohevitra fa te hanokatra blaogy amin'ny blogspot e ! Iza no mba afaka manoro izay tokony ataoko ! Misaotra... tohiny
do68 ( 02/07/2015 11:54)
Partition hira Kalo Fahiny
Miarahaba anareo, Mitady ireny partition (note) hira Kalo Fahiny ireny aho ka aiza no mety misy azo ho vidiana. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i maholisoa ny 08/04/2016 23:18
mpisotrtoaka ( 01/07/2015 10:45)
MANAMPY NY TANORA
Salama daholo ! Inona no tokony atao raha te hanao stage audiovisuel (cadreur sy monteur ary indrindra réalisateur) ? Tsy misy association na toerana azo atonina mihitsy ve fa fanina e ? Misaotra... tohiny
mpisotrtoaka ( 30/06/2015 12:48)
HAINTENY
Raha mba misy manana haintenin'ny Ntaolo fahiny sy taloha ireny na ankehitriny aza re mba omeo ho dinihana fa manao fikarohana ny tenananay e ! MISAOTRA INDRINDRA Ô... tohiny
endriny ( 23/06/2015 15:05)
Ho an'ireo mpandala ny finoana...
Ny finoana ny Sampy Kelimalaza sy Rafataka ... dia nifototra tamin'ny sorona toy ny akoholahy mena sy ny ondry. Ny fijoroana Zanahary dia mifototra amin'ny sorona omby vositra marijy na mazava loha. N... tohiny
novalian'i Radavison ny 21/09/2015 09:04
endriny ( 23/06/2015 05:11)
May ny tranon'i Alain Ramaroson dia aleo aho mba hitsaho aloha e
Fa naninona no noroahin'Atoa Master ny zandary saika hanao fanadihadiana? Satria ny nahamay ny trano dia ilay labozia nanisana vola raha tapaka ny jiro noho ny delestazy... tsy vita ny fanisana ny vo... tohiny
anicetmartial ( 20/06/2015 13:03)
EGLISE FLAMME DE DIEU MITSINJO TOLIARA
Mba Mandalova ao,fa ao ny fiasany fanahy masina,ny fahamasinana,ny fanantenana,...etc. Mirary anao hitsidika anay.... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 24/06/2015 13:01
gasysud ( 20/06/2015 08:13)
Hay ve efa mankatoa ny YOGA ny ONU e! Vaovao tsara...
Hay ve efa mankatoa ny YOGA ny ONU e! Vaovao tsara kosa. [quote] 11 DÉCEMBRE 2014 AG/11601 L’Assemblée générale proclame le 21 juin, Journée internationale du yoga Soixante-neuvième session... tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:10
gasysud ( 20/06/2015 08:08)
Hay ve efa mankatoa ny YOGA ny ONU e! Vaovao tsara...
Hay ve efa mankatoa ny YOGA ny ONU e! Vaovao tsara kosa izany. [quote] 11 DÉCEMBRE 2014 L’Assemblée générale proclame le 21 juin, Journée internationale du yoga Soixante-neuvième session 69... tohiny
rabaradaka ( 20/06/2015 06:30)
Vola izany leretsy
Saika tsy hiteny aho satria efa maro ny voalazako teto fa tsy aritro ity resaka iray ity. Nihodina ny vola tao amin'ny Assemblée nationale, nahazo efa ho 500 millions fmg ohatra i Jean Max Filohany. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/06/2015 13:11
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 15:50)
MINONO SAOSISY HAFA NE ELA EH
bandy mitsam te hisotro taoka nef tsisy vola afatsy 500ar koto:tairo le 500ar any lou fa mahita fika hisotrotsika toaka,hividianako saosisy ty ka hiditra baar tsika,vao lany ny taoka ka mitaky vola le... tohiny
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 15:29)
misy sipa mody mikonaina reefa manao RS
efa naazo ahy mato zaraiko amnareo an,sur 80% fa tsy ny fitifirako azy no mampikonainay azy,tsy aiko za le matavy b loatra angamba de voatsindry ve,tiako atongavana fotsiny oe tsy milay le RS misy fia... tohiny
novalian'i legy ny 15/12/2015 07:39
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 15:12)
tsy misy sipa mijery mitsy
satria ve bandy matavy b d tsy misy sipa mijery mitsy,ra mis bandy maromaro mijoro eo tsy tokony le matavy b no hitany aloha sa ny sipan ville mits no miavona tsy te hiadana,tloha mba nisy sipa ian t... tohiny
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 10:48
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 14:39)
MIJALY IAN REEF MATAVY B LOTRA AN!
yo yo io le anarako de arakizay ko ny hataviko,taloha za nahia te hatavy,zao lasa natavy b tsisy frein tsoun,atorohy hevitra mapahia aingana ra mis;ef nataoko daolo fanantajahatena,régime reeetra ,ma... tohiny
novalian'i 7411 ny 06/03/2016 04:34
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 14:37)
MIJALY IAN REEF MATAVY B LOTRA AN!
yo yo io le anarako de arakizay ko ny hataviko,taloha za nahia te hatavy,zao lasa natavy b tsisy frein tsoun,atorohy hevitra mapahia aingana ra mis;ef nataoko daolo fanantajahatena,régime reeetra ,ma... tohiny
novalian'i hery ny 15/10/2015 16:55
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 13:57)
eh! TSY HITENY RATSY TSOUN KOTO
Tao toerampianara ny tantara no niseo madama:peta milaza oe anaram biby manomboka am "V" peta:vitsika madama: bravo,an'i koto zao koto:vody madama an madama:ataoko miakatra any "directeur" enao an;mil... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4075