MINONO SAOSISY HAFA NE ELA EH

1. aglaadsgaiz ( 19/06/2015 15:50)
bandy mitsam te hisotro taoka nef tsisy vola afatsy 500ar
koto:tairo le 500ar any lou fa mahita fika hisotrotsika toaka,hividianako saosisy ty ka hiditra baar tsika,vao lany ny taoka ka mitaky vola le barman de mody sokafako ny bragetiko de nonon'lah ty sosisy ty fa tsy maintsy voroka ato tsika tsy mando vola
bema:ok leisy zany
barman voalohany: las elaisany mivoaka any fa tena aliaka tsy menat'olona mits
koto:met tsar fikantsika an tsy efa bara 7 zay vita
bara 12 taty aoriana......
bema:oh ra koto, aleo tsika mifamadika ndray lou fa tena vizana zany minono an'ity saosisy 500ar ty
koto:za ko lty zan tena ef vizana fa teo am bara faha 8 anie l'ty ef saosisiko mits nonon'lah
nisava hatamin'ny taokan bema
2. mpisotrtoaka ( 16/08/2019 12:38)
Looooooooooooooooooza, afabaraka ny vavany HAHAHAHAHAHA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1634