Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tovorandria ( 03/08/2015 12:39)
huille d´olive
slt daôly an, aiza ho aiza aoTana kay reto no misy mivarotra huille d´olive ilay ampiasaina amin´ny fandrahoana sakafo? misaotra mialoha... tohiny
novalian'i maningana ny 20/08/2015 11:47
mpisotrtoaka ( 03/08/2015 12:08)
CAKE
Manao cake aho dia mavesatra be ilay izy ary mitombo fa mamono antoka be ! Inona no tokony ataoko !? Levure chimique no ampiasaiko !... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/08/2015 16:10
rhaj0 ( 03/08/2015 12:06)
Kepler 452b
Ankamantatra hafa koa... inona ary Kepler 452b raha fantatrao... [size=8][url=http://www.lapresse.ca/sciences/astronomie-et-espace/201507/31/01-4889490-kepler-452b-le-vatican-juge-improbable-une-renc... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/08/2015 12:33
hery ( 01/08/2015 07:38)
Momba ny fiara misy familiana havanana (volant à droite)
Raha ny tokony ho izy dia tokony nifarana omaly ny fahazoan-dalana mampiasa fiara misy familiana havanana. Amin'izao anefa dia nohalavaina 3 volana izany. Koa mbola azo ovaina (na ariana) izany ny fia... tohiny
novalian'i 5laody ny 22/08/2015 14:03
bazylou ( 31/07/2015 18:24)
kalalao no mitarika eto antananarivo
amin'izao ora anoratan'ny tenanay izao. Ilay akohovavy maneno iry no faharoa..... Hamerina ny volan'i Ravalomanana daholo izany izao ny mponin'antananarivo rehetra ......... beurrrk... tohiny
novalian'i bazylou ny 31/07/2015 18:28
chantrire ( 31/07/2015 17:16)
fifidianana
Mampalahelo fa tsy dia navitrika loatra ny olona hifidy tamin'ity fifidianana kaominaly ity... tohiny
hery ( 31/07/2015 15:11)
Be loatra ny halabato tamin'ity fifidianana ity
Tamin'ity fifidianana komonaly ity vao tena betsaka ny fikafika tratra amin'ny fangalaram-bato. Misy mpifidy an-jatony maro foronina, misy tsy omena kara-pifidianana sy tsy anaty lisitra, misy biletà... tohiny
rhaj0 ( 31/07/2015 01:38)
Kolob - Xenu
Ankamantatra no atao, inona raha fantatrao... Kolob sy Xenu..... tohiny
novalian'i Strong3 ny 12/08/2015 06:44
Hajarilala7 ( 30/07/2015 07:00)
BAIBOLY hoy ny maro dia tenin'Andriamanitra??
Ny Baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra fa Soratra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. - Satria misy Tenin'Andriamanitra ao, misy tenin'olona ao ary misy tenin'ny devoly sy Satana ao. - Hita ao k... tohiny
novalian'i endriny ny 13/08/2015 04:50
vonynive ( 29/07/2015 06:08)
FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA
Sao mba misy afaka manome ny momba an'ilay lalàna navoaka mikasika ny FANDRARANA NY FANAOVANA DOKAM-BAROTRA NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ? misaotra ho an'izay afaka mamaly ... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:32
Dera kwl ( 25/07/2015 04:41)
Ny fitiavana mozika
Awn n ilazan f artist feno n pihira iray... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 09:24
Hajarilala7 ( 24/07/2015 07:16)
FIBEBAHANA - MIBEBAKA, inona no dikany?
Inona ataoa hoe "FIBEBAHANA" ???? - Teny lazain'ny olona maro io "fibebahana" io , toriny kanefa tsy fantany ny dikany! - Jesosy Kristy, Jaona Mpanao batisa, Petera Apostoly no isan'ireo nitory an'io ... tohiny
ashley.fabia14 ( 23/07/2015 12:51)
za manan olana mba tiak valiana aingana ra mba azo...
za manan olana mba tiak valiana aingana ra mba azo atao.ny zanako 3 moi;za miasa de mihinana nurssie le zaza;za&n vadiko isakin miray de sairatsaina fona za saty ts mandaitr tsn zan donc le fanabeazan... tohiny
novalian'i jock ny 11/08/2015 07:42
rabaradaka ( 23/07/2015 06:32)
Antananarivo a besoin d'un Homme nouveau
Par rapport à des grandes villes d’Afrique australe, comme Lusaka (Zambie) fondée en 1905 par des Européens en hommage à un dirigeant africain local, Gaborone (Botswana) fondée par la Société... tohiny
novalian'i Piltox ny 16/10/2015 12:36
rabaradaka ( 23/07/2015 06:32)
Le Chef de Région du Vakinankaratra, détesté par tout le monde
D’un visage flegmatique et d’un caractère âpre, le nouveau Chef de Région de Vakinankaratra Monsieur Mandrindra Andrianjanaka est le type de gens le plus détesté par toutes les classes et cou... tohiny
mazot ( 23/07/2015 06:11)
Ambopihaonan'ny Malagasy liana amin'ny fandrosoana ka manaraka sy mizara ny fiainam-pireneny
Ambopihaonan'ny Malagasy liana amin'ny fandrosoana ka manaraka sy mizara ny fiainam-pireneny: http://www.resaka-politika.org... tohiny
hajarilala7 ( 23/07/2015 06:00)
BATISA MARINA ???
Fantatrao ve ny BATISA MARINA?... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/02/2023 14:14
rhaj0 ( 23/07/2015 01:44)
Basilique St-Pierre
Ka hoe io hono izany no Fiangonana na koa "[i]le plus important édifice religieux du catholicisme[/i]" hozy [url=https://fr.wikipedia.org/wiki/Basilique_Saint-Pierre]wikipedia[/url]. Dia hoe... nio... tohiny
ashley.fabia14 ( 22/07/2015 09:19)
t@avril za n niteraka ny zanako voloany.ny kiboko ...
t@avril za n niteraka ny zanako voloany.ny kiboko tena ts mety miena mits mba toroy evitra azafad fa tena mandrerak be ana n paoziko.de mety afak ko v ny tsatsakaotra.inon n atao azafad.mba valio... tohiny
novalian'i booboo ny 23/07/2015 17:37
Hajarilala7 ( 21/07/2015 07:27)
FIANGONANA
Tsy izay misy olona miangona rehetra dia lazaina fa Fiangonan'i Kristy daholo.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 25/08/2015 11:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4302