Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Hajarilala7, milahatra araka ny daty
Hajarilala7 ( 05/08/2015 07:21)
KRISTY SANDOKA sy MPAMINANY SANDOKA. Iza ireo???
Aza mihoatra noho ny voasoratra ao anaty Soratra Masina fa lasa mpamitaka no voafitaka. 1 Korintianina 4/ 6. Tsy maintsy araka ny Soratra Masina ihany. ... tohiny
novalian'i ranthson ny 21/08/2015 08:14
Hajarilala7 ( 30/07/2015 07:00)
BAIBOLY hoy ny maro dia tenin'Andriamanitra??
Ny Baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra fa Soratra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. - Satria misy Tenin'Andriamanitra ao, misy tenin'olona ao ary misy tenin'ny devoly sy Satana ao. - Hita ao k... tohiny
novalian'i endriny ny 13/08/2015 04:50
Hajarilala7 ( 24/07/2015 07:16)
FIBEBAHANA - MIBEBAKA, inona no dikany?
Inona ataoa hoe "FIBEBAHANA" ???? - Teny lazain'ny olona maro io "fibebahana" io , toriny kanefa tsy fantany ny dikany! - Jesosy Kristy, Jaona Mpanao batisa, Petera Apostoly no isan'ireo nitory an'io ... tohiny
hajarilala7 ( 23/07/2015 06:00)
BATISA MARINA ???
Fantatrao ve ny BATISA MARINA?... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/02/2023 14:14
Hajarilala7 ( 21/07/2015 07:27)
FIANGONANA
Tsy izay misy olona miangona rehetra dia lazaina fa Fiangonan'i Kristy daholo.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 25/08/2015 11:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458