huille d´olive

1. tovorandria ( 03/08/2015 12:39)
slt daôly an,

aiza ho aiza aoTana kay reto no misy mivarotra huille d´olive ilay ampiasaina amin´ny fandrahoana sakafo?

misaotra mialoha
novalian'i maningana ny 20/08/2015 11:47
2. nannie ( 04/08/2015 14:44)
Efa nahita aho tao amin'ny Shoprite Ampefiloha an !
tovorandria:

slt daôly an,

aiza ho aiza aoTana kay reto no misy mivarotra huille d´olive ilay ampiasaina amin´ny fandrahoana sakafo?

misaotra mialoha
3. tovorandria ( 06/08/2015 15:27)
merci nannie
4. maningana ( 20/08/2015 11:47)
ao @ JUMBO SCORE TANJOMBATO no nahitako fa asa raha mety mbola misy ao zao, mila mba mihazakazaka ngamb zan enw mankany e

tovorandria:

slt daôly an,

aiza ho aiza aoTana kay reto no misy mivarotra huille d´olive ilay ampiasaina amin´ny fandrahoana sakafo?

misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9153