Ny atao hoE "Artiste" dia olona iray miangAly (eto izy mozika) asa iray mifototra amin'ny haingam-panahy: Don no ilazAna azy ka rehefa sady mampiasa ilay fanomezam-pahasoavana izy no mikaroka sy manatsAra ilay izy amin'ny alalan'ny fiofAnana mikasika ilay sehatra dia Artista feno ilay olona E! io ilay hoe MandOna tsara sy tafita ny hafatra...