Partition hira Kalo Fahiny
1. do68
(
02/07/2015 11:54)
Miarahaba anareo,
Mitady ireny partition (note) hira Kalo Fahiny ireny aho ka aiza no mety misy azo ho vidiana. Misaotra mialoha.
2. hery
(
02/07/2015 13:20)
Tahaka ny sarotsarotra an.
Raha Karaoke ireny no jerena dia avy eo avadika fichier MID dia hita ny note-ny?
Betsabetaka ihany mantsy ny mivarotra KARAOKE
3. do68
(
03/07/2015 05:28)
Misaotra an'i Hery tamin'ny soso-kevitra.
4. vahiny2004
(
28/08/2015 14:45)
Araka ny henoko dia ao @ école de musique Ratefy HONO misy .
5. maholisoa
(
08/04/2016 23:18)
Manao ahoana,
Misy an'ilay hoe tiona ba-gasy.
misy solfa sy naoty ary cd. vao nivoaka.
Tsy haiko hoe aiza no azo vidiana fa anontanio angamba ilay site
www.rimbosa.com
Mandrapihaona
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.2885