Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jock, milahatra araka ny daty
jock ( 26/07/2017 04:33)
Produit salée d'apéritif
Bonjour daholo ! mialatsiny fa resaka "fanendasana" izy ity. Ho anao manana trai-kefa amin'ny fanendasana tsakitsaky, toy ny cacapigeon, mofo baolina, cuisse d'ame sy ny sisa. Maninona kay rehefa mane... tohiny
novalian'i jock ny 09/08/2017 05:21
Jock ( 17/08/2015 04:08)
"Huile de ricin" na "menaka kinana"
Manahoana daholo. Ho anareo efa nampiasa, manao ahoana kay no tena fandehan'io menaka io. Nampiasa aho mantsy dia ny 3 jours taorian'ny nampiasako azy voalohany dia nijanona ny fihongotry ny voloko fa... tohiny
novalian'i jock ny 21/08/2015 03:39
Jock ( 12/01/2015 07:28)
Tennis
Salut daholo! Za hoa ry zareo tena mba tia sport nefa tsy anaty sport. Ny "tennis" no mba tena tiako kanefa za tsisy traikefa ka ho anareo namana mba apio za raha azo atao. Aiza no misy club azo idira... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093