Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mpisotrtoaka ( 22/09/2015 12:15)
HANANGANA FIKAMBANANA
Inona kay no tokony atao raha te hanangana fikambanana iray ? Kolotsaina na fanatanjahantena ohatra !... tohiny
9318tae ( 22/09/2015 09:52)
Fitadiavana boky tsy tontan'ny ela
Ombay mitady e ! Boky hatsikana Doda, navoakan'ny gazety Matin, iray isan'andro tamin'ny fotoan'androny. Natambatry ny mpamorina ho boky ilay izy. Dia mba miangavy izay mahita izay mba hi-bip ny num-k... tohiny
novalian'i maningana ny 05/04/2016 13:09
thierryherilala ( 21/09/2015 05:52)
tena misy sipa tiku zala aty @tanana fa iz mapifila be
[i]italic text[/i]... tohiny
Hasnfan ( 19/09/2015 13:50)
Bacc2015
arahabaina izay namantsika ato @serasera nanala bacc ka afaka,mankahery ireo tsy afaka fa mbola ho avy ny anjaranao hoy ny "YARICO"... tohiny
novalian'i fredkwel ny 03/06/2016 04:44
miarana ( 19/09/2015 08:27)
FMBM chômage technique :'(
Voatery hiroso amin'ny chômage technique ny FMBM na ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Ny Antony dia nohon'ny fasahiranana ara-bola satria tapaka ny fanampiana ara-bola avy amin'ny Fikambanana... tohiny
novalian'i Strong3 ny 29/10/2015 13:57
Hasnfan ( 18/09/2015 13:42)
Fomba fitantanana firenena
ra nandinika zan za de hitako fa mpanjaka ihany no tsara mitondra an'i madagascar satria t@andron'ny mpanjaka dia nandeha araka ny tokony ho izy ny fitatana ny firenena(ts nisy ny dahalo,atonony ny fi... tohiny
rodialsonromain2 ( 17/09/2015 14:00)
hanatsara fiompiana
Efa manana fiompiana akoho gasy tiana hatsaraina,tsy ampy vola e!sakafony,tranony,sans...,50 isa totalin'ny akoho,mila eo amin'ny 200000ar eo hanatsarana azy tsara, mba valio azafady izay vonona, misa... tohiny
novalian'i Ndisa ny 11/11/2015 11:27
bor2lais ( 17/09/2015 10:36)
Resaka mikasika ny sekta (famerenana)
Mba ialana voly kely dia averiko eto ity resaka nataon'i hery teto ity (miala tsiny @ ilay fanaovana copier/coller) [quote=hery - 10/08/2010 01:30] Voalohany indrindra aloha dia tsy hiresaka ilay di... tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/11/2015 09:26
Larissam14 ( 17/09/2015 07:05)
Fikarakarana ny Godrogodro
Cc daholo! Za ri zareo mba te hianatra hanao godrogodro a! Na am "four" Na am fatana courrant! Mba hatoroy azafady Misaotra [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/dd226853a9fa7a9d973b448c68972... tohiny
rodialsonromain2 ( 17/09/2015 05:29)
Fiompiana
Efa manana fiompiana akoho gasy 50 isa tenako, efa manao traitement vakisiny, eo amin'ny sakafony tsy ampy vola tenako, mitady sponsors, akohokely betsaka 38 isa ny ambiny mbola vatony,mandany vola eo... tohiny
novalian'i BENEM ny 27/09/2018 05:25
rhaj0 ( 16/09/2015 17:26)
Ka i Heritiananirina sa i Epikospo eee...
Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto.. - Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany, - sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany ee... tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/10/2015 10:10
toky.mikalo2015 ( 15/09/2015 19:19)
mitady namana
toky no tena fiantso,noho izany io no hoentiko miarahaba antsika rehetra ato.toa sarotra amiko ny mitady namana e!asa noho izao sarokenatra angamba?Tsy haiko,koa hoantsika zay te ifandray amiko ka te ... tohiny
novalian'i 260882 ny 10/05/2016 17:19
rhaj0 ( 14/09/2015 13:25)
Papa Fransisy sy Prezida Obama
Da mitovitovy hono ny revin'izy roaroa ireo.. ary dia ny tsy-tia koa, dia ireo kaonservativa-be, dia samy tsy tia azy roaroa ireo. http://www.cnn.com/2015/09/13/us/pope-obama-critics/index.html Ny f... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/10/2015 13:26
Hasnfan ( 13/09/2015 10:17)
fanadinana
slt à tous,ary ef mba nvaly ary ve ny bacc.... tohiny
novalian'i Tenwords ny 30/09/2015 10:14
Strong3 ( 11/09/2015 13:16)
FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"
Dia makasitraka an'i RBNIR fa hitako naseho tv mihitsy ny fanotaniako teto ! good good good :-) fa dia tena mba nivaninika aho tamin'ny maraina teo 11/09/2015 [color=blue]sempotra ingahy pasy namal... tohiny
novalian'i Strong3 ny 21/10/2015 12:41
mpilaza444 ( 11/09/2015 12:13)
Sao ianareo mba manana kabary am-panambadiana, mba...
Sao ianareo mba manana kabary am-panambadiana, mba miangavy re! mba andefaso aho e!... tohiny
novalian'i booboo ny 06/10/2015 10:57
hery ( 11/09/2015 10:44)
Manangona angano
Manomboka manangona angano aho fa efa manomboka mahazo fy amin'ilay itantarana angano isaky ny alohan'ny hatory ny boay kely. Dia araraotina mba atao amin'ny teny malagasy ilay izy fa sady fampianaran... tohiny
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 07:06
hery ( 11/09/2015 07:35)
Ireo hadisoana telo nataon'i Lalatiana namaly ilay resaka sary miparitaka
Erreurs 3 nataon'i Lalatiana? namaly ilay resaka sary nivoaka. 1. Raha tena tsy misy dikany ilay resaka dia tsy tokony novaliana. Izany no fanaon'ny mpanao politika rehefa misy zavatra maivana. Fa mat... tohiny
stahtam ( 11/09/2015 06:22)
stahtam, Miarahaba ny mpiserasera rehetra ny tenak...
stahtam, Miarahaba ny mpiserasera rehetra ny tenako, ary mametraka ity fanontaniana ity ho an'izay liana amin'ny fitadiavana famonjena. Valiny tokana (eny na tsia) no mba tena iriko kanefa tsara kokoa... tohiny
novalian'i stahtam ny 21/02/2017 07:41
Hasnfan ( 10/09/2015 16:43)
valim-pifidianana
slt à tous.rehefa mivaly @fomba ôfisialy ny fifidiana maire any dago dia mba samia hoe tsika mba milaza ny kandida lany any @kôminina misy azy avy,sy antoko nahalany azy. OHATRA:Tanà:neny Ravalom... tohiny
novalian'i Hasnfan ny 13/09/2015 10:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.6845