You are here: home > Forum

Fiompiana

Lohahevitra : Toekarena
Fitohizan'ny hafatra : Fiompiana
Valiny : 2
rodialsonromain2 - 17/09/2015 05:29
Efa manana fiompiana akoho gasy 50 isa tenako, efa manao traitement vakisiny, eo amin'ny sakafony tsy ampy vola tenako, mitady sponsors, akohokely betsaka 38 isa ny ambiny mbola vatony,mandany vola eo amin'ny 5000ar/isan'andro eo, mitady fanampiana tompoko izay tsara sitrapo fa tsy misy asa e
Valio | Miverina eny ambony
dannn - 14/07/2017 19:18
Salama,

mbola manao akoho gasy ve ianao?
Valio | Miverina eny ambony
BENEM - 27/09/2018 05:25
Tsara aloha rehefa manana asa fa efa asa fivelomana anie izany e.Satriko hanampy anse amzany fa ny tena tsara se ihany no mahita ny vahaolana amin'izany fa tsy olona hafa izany.matokisa tena
Valio | Miverina eny ambony