Fikarakarana ny Godrogodro

1. Larissam14 ( 17/09/2015 07:05)
Cc daholo!
Za ri zareo mba te hianatra hanao godrogodro a!
Na am "four"
Na am fatana courrant!
Mba hatoroy azafady

Misaotra
2. hery ( 17/09/2015 09:08)
Nalaina tao amin'ny http://www.mamina.org/fr/recette/godrogodro-au-coco

Zavatra ilaina :
- 1 coco raper-na amin'ny ambozo no tena tsara
- 1kg koba vary, raha tsy mahita dia vary broyé-na amin'ny robot dia tena atao mahazo poudre mintsy
- 1kg siramamy : 750grs et 250 grs

Fikarakarana azy
1° - Ampangotrahina ny rano 5L dia alefa ao ny coco rapé dia avela milona kely 10mn ary avy eo tatavanina (filtrer) amin'ny lamba manify na amin'ny taty kafé. Pour les plus courageuse sy mahatanty mahamay dia fihazana mafy mintsy mba tena ivoaka ilay lait de coco matavy tsara
2° - Afangaro anaty koveta ny koba sy siramamy 750grs ary ilay lait de coco mafana 1l dia arona tsara mahazo consistance pate à crèpe
3° - Atsonika anaty cocotte ny siramamy 250grs ary avela may lasa caramel
4° - arotsaka d'un coup ao amin'ny ilay vilany misy caramel ilay koba mamy misy rano coco dia afangaro haingana be avec une cuillère en bois
5° - tapohina tsikelikeky amin'ny ilay 4L de lait de coco restant sady arona tsy ankijanona eo ambony afo ilay vilany. refa tapitra incorporé ilay lait de coco dia ajanona refa manao "pouf pouf " ritra ilay melange.
6° - raha mampiasa afo charbon dia avadika ny takotra ka asina afo charbon eo ambony takotra ary kely sisa ny ajanona ao ambany. Avela eo mandra- pahalanin'ny afo sy mangatsiaka ny vilany izay vao démouler-na
7° - raha mampiasa lafaoro dia asitrika anaty lafaoro à 200- 250° pendant 1h-30 à 2h (arakaraky ny four) avy eo pihina ny afo dia avela ao mandra -pahangatsika.
Ny idéal dia ny hariva no manao ilay godrogodro dia ny ampitso maraina vao démouler-na.
nb: Mety raha ilay lait de coco amin'ny boite ireny raha tsy manana fikikisana coco.
de Bakoly Khan Gallissan
3. larissam14 ( 18/09/2015 16:14)
OK OK misaotr fa tena mazava tsara ilay fanazavana !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165