Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 05/10/2015 13:58)
Dieu est omnipotent omniscient
Nakisako kely teto ity [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m55fd1c6a2ba89/40#m560e81606a65a]resaka tatsy[/url] ity fa tena hitako tena zava-dehibe @ "Finoana"... [quote=rhaj0]Amiko Atheista ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 14/10/2015 08:33
guant ( 05/10/2015 10:24)
consommation scooter bws 100
salama daolo tompoko! mba mila hevitra kely amintsika azafady. ho antsika mitaiza moto bsw 100.aona ny fikafika ataon'lisany momba ny resaka consommation fa tena mibouff be ny ahy.izany hoe efa somary... tohiny
ralolo ( 05/10/2015 09:02)
mitady transmission polo 4 gauche
salama dol, aiza no misy mpanamboatra transmission polo 4 mahay sady azo antoka, misy mipoaka manao oe taktaktak refa mivily ... tohiny
endriny ( 02/10/2015 06:47)
Kabarim-pangatahana nataon'ingahy filoha tany ivelany
O rey olona e... fa iza marin no mpanolotsaina an'ity filoha maventy be ity? Dia fangatahana no atao eny imason'ny rehetra. Fa maninona ohatra raha mba filaza ireo harena mahasintona na azon'i Madaga... tohiny
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:53
endriny ( 02/10/2015 06:19)
Fa maninona no tsara i Losifera, Satana ary ny Demonia?
Ho ahy tsara ry zareo satria mba mampifalifaly ny olona amin'ity fiainana mandala ity. No sady tsy manao sorona olom-belona.... tohiny
novalian'i endriny ny 24/10/2015 06:16
harinaval ( 30/09/2015 15:44)
mitady vahaolana joint cache culbuteur
Salama daholo. Mampiasa fiara OPEL CORSA B année 89 aho. Nisy fotoana nikasa iregler sopapa kanjo tsy reglable ny sopapany dia nakatona fotsiny nefa ny olana dia lasa nisy fuite menaka ny cache culb... tohiny
tovorandria ( 30/09/2015 15:31)
cinéma an´ireo député tena mahavariana
d mahagaga tokoa ny zava-misy ankehitriny fa afaka manao izay danin´ny kibony mihitsy izany ireto député malagasy na d nahatratrarana omby 400 isa izao aza tao an-tranony (député Mara Niarisy) d ... tohiny
ralay2010 ( 30/09/2015 10:36)
solfa malagasy
bjr, maro @tsik no te hianatr solfa na ntenako az. fangatahan ian ny ahy, n woe sam mzar zai faaiz ananan e,... tohiny
novalian'i dasy ny 07/04/2016 14:27
mpisotrtoaka ( 30/09/2015 01:57)
HANANGANA FIKAMBANANA
Inona kay no tokony atao raha te hanangana fikambanana iray ? Kolotsaina na fanatanjahantena ohatra !... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:27
Yahl ( 29/09/2015 10:03)
Isaorana betsaka Yahoshuah fa tena niasa naneho ny voninahiny tokoa,
Tena PUB tokoa izao, hiantsoana izay rehetra mitady ny marina. EPISKÔPÔ Samuelson Edward no Ambasadôr'ny lanitra avy @Yahoshuah sy ny Ray. Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah iz... tohiny
novalian'i Yahl ny 05/11/2015 10:14
endriny ( 29/09/2015 08:25)
Taonan'ny Demonia hono ity taona ity
Hihihihihi Dia mahita holazaina mihintsy ireto mpino an'i Jesosy ireto ry namana hajaian ao amin'ny Tompo Taonan'ny Demonia hono ity taona ity. Ataoko D fa tsy d satria izay no mba tiako. Sady izah... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/10/2015 08:49
victorine15 ( 28/09/2015 06:42)
tany @ vakansy no nahatong lay tasy,
miandry valiny aho... tohiny
ikalamako ( 26/09/2015 07:14)
Parodia-n'ny hira 'Rava'
Ampirimina ato indray aloha ity, toy ny nanangonana ny parodian'i Hanambady aho : Dia tapaka tanteraka tokoa moa zany ny jiro ety Ambohipo Facture anefa efa voaloa, niakatra be le tamin’ Aout Ny fi... tohiny
mahery04 ( 26/09/2015 05:58)
FALY MIARAHABA AN TSIKA REHETRA AMIN I ANARAN I TOMPO
NY FAMINDRAMPON ANDRIAMANITRA NOHO NAHA TOY IZAO AN TSIKA..[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/7e1d6da894a01e3bebd955284df6deff.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/7e1d6da894a0... tohiny
rhaj0 ( 25/09/2015 12:21)
Vavaka rahefa hisakafo
Mba lazao, soraty eto hoe ny vavaka ataonao rahefa hisakafo ?... Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivez... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/10/2015 11:01
TenWors ( 25/09/2015 11:30)
Mitady Transmission Gauche Peujeot J5
Salama o! Aiza no mety misy mivarotra Transmission Gauche (ilay fohy) ho an' Peujeot J5 na C25 : tsy vaovao fa bonne occasion... Misaotra anao mametraka contact na e-mail... tohiny
DILAY ( 25/09/2015 08:53)
Syphilis??
salama daholo! za saika mba hanontany fa nanao analyse prenatale za tam mercredi dia positive ny serologie RPR dia oe mis Syphilis hono.dia efa mitsindrona pendant 3 semaines izay mivady.Dia eo amzay... tohiny
novalian'i dinadina ny 06/01/2017 11:44
napou ( 24/09/2015 14:55)
concours percepteur sy contrpoleur de trésor
salut daholo an! mankahery ny tenako sy zay rehetra nanao concours ka tsy afaka eh! tena niezaka mafy fa e e e! mbola tao ngamba ra kolikoly,... tohiny
Fiffi ( 23/09/2015 19:13)
C'est peut-être la fin du monde... cette semaine (HONO)
La conjonction entre une éclipse lunaire, un supposé astéroïde tueur, la visite du pape aux Etats-Unis et même des propos de Laurent Fabius sur le réchauffement climatique affolent les théorici... tohiny
novalian'i Strong3 ny 12/10/2015 11:58
hery ( 22/09/2015 13:00)
Voafitaka ve Chef Mbinina sa,,,?
Nalaza tamin'iny voalohan'ny herinandro iny fa nahazo loka avy amin'ny BID tany Geneve i Chef Mbinina izay mpitantana ny Gastro Pizza. Raha ny fivoarany no jerena dia tena manana ny lanjany tokoa ny l... tohiny
novalian'i hery ny 22/09/2015 11:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3793