mitady namana 
toky.mikalo2015 - 15/09/2015 19:19
|
![]() |
mirajotiana - 16/09/2015 06:43
|
![]() inona zao no maresaka any @nareo any? Mmazotoa e. |
vazivazo - 16/09/2015 07:18
|
![]() |
anja7 - 16/09/2015 17:03
|
![]() bjr Toky,aza sarokenatra zany f za vonona ny ho namanao |
TenWors - 24/09/2015 11:12
|
![]() Toky >>> ilay hasarotan-kenatrao dia misy antony maro arakaraka izay nitranga t@ fiainanao: indraindray mety hoe bedy foana tao an-trano, mety koa tsy mahAzo rariny mihitsy amin'ny manodidina anao ary farany misy zavatra tsy voafehinao fa raha ny eto aloha 'zao dia ny resaka fitiavana (io ilay hoe antson'ny fo) no somary sujet tsy nokirakirainao loatra hany ka sahirana ianao mandray azy (henatra =tahotry ny ho diso eo imason'olona) Ny vahaolana = mila maneho amin'ny tenanao ianao fa manana ny maha-ianao anao. sois fier d'etre toi-meme, rEalise quelque chose dont tu sentiras une fois faite meilleur. Je te souhaite un bon tonus de la vie (oay azafady ry 'reto ah, hay moa miteny malagasy!) |
toky.mikalo2015 - 24/09/2015 16:55
|
![]() Azafady fa zao vao voavaly e!Tsy hoe tsy te hamaly fa tsafaka mankato matetika e!Sahirana mantsy e!Examen zay amin'ny latsinainay e!Ty moa zany lay fiarahamonina faharoa e! |
toky.mikalo2015 - 24/09/2015 17:02
|
![]() |
SP-TCA_3 - 20/11/2015 15:28
|
![]() |
260882 - 10/05/2016 17:19
|
![]() Toky >>> ilay hasarotan-kenatrao dia misy antony maro arakaraka izay nitranga t@ fiainanao: indraindray mety hoe bedy foana tao an-trano, mety koa tsy mahAzo rariny mihitsy amin'ny manodidina anao ary farany misy zavatra tsy voafehinao fa raha ny eto aloha 'zao dia ny resaka fitiavana (io ilay hoe antson'ny fo) no somary sujet tsy nokirakirainao loatra hany ka sahirana ianao mandray azy (henatra =tahotry ny ho diso eo imason'olona) Ny vahaolana = mila maneho amin'ny tenanao ianao fa manana ny maha-ianao anao. sois fier d'etre toi-meme, rEalise quelque chose dont tu sentiras une fois faite meilleur. Je te souhaite un bon tonus de la vie (oay azafady ry 'reto ah, hay moa miteny malagasy!) Sendrasendra tafandalo teto dia nahita ity commentaire ity, somary mahatsapa tena satria anisany sarokenatra. Tena marina io voalaza io ambony io, ny ahy ndray ny tena tsapako tsy mba nahazo occasion hilazana zay eritreretina sy ny etsipo ao anaty. Bedy vao miteny ka tsy araky ny eritreritry ny olon-dehibe ny zavatra lazaina, hany ka lasa nihidy be tsy nahalala ny mety sy ny tsy mety tsony fa satria bedy lava. Efa tafapaka lalina loatra lay fahasarotankenatra, tena miezaka mafy ny hiala aminy zao fa mbola tsy tafa tanteraka. Mafinaritra ny mamaky resaka toy izao rehefa misy olona mba compréhensif tahaky zao fa tsy voatery manao fitsarana ivelany na koa miomehy fotsiny |