Sao ianareo mba manana kabary am-panambadiana, mba...

1. mpilaza444 ( 11/09/2015 12:13)
Sao ianareo mba manana kabary am-panambadiana, mba miangavy re! mba andefaso aho e!
novalian'i booboo ny 06/10/2015 10:57
2. booboo ( 06/10/2015 10:57)
Mety efa nahita angamba ianao izay. Raha sanatria tsia kosa, misy ilay boky kabary nivoaka vao haingana nosoratan'i Dera Ramandraivonona ary nadikan'ny vadiny @ teny frantsay, eny @ librairies ao antananarivo. Hasin-kabary ny lohatitren'izy izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2624