Gasy Misotro Kafe Maraina 
rhaj0 - 26/08/2015 13:23
|
![]() Ity Bilaogy ity dia nanangomako lahatsoratra an-gazety miresaka ekonomia sy sosialy ao Madagasikara. Toa izao ny statistikan'ny fitsidihan'ny mpamangy ny Bilaogy nandritra izay 2 taona izay: - Ny Kaontera dia nanisa eo @ 13.700 pejy voavaky - i Google Analytics dia milaza fa misy amina 3.982 Users eran-tany, avy amin'ny tanana toa an'i #1.Antananarivo (296 Users), #2. Paris (171 Users)... hatrany #5. New York (71 Users) sy #22 Mahajanga (9 Users) sy #34 Antsirabe (6 Users) ary #99 Toamasina (5 Users) ... ka hatrany #16. Beijing (18 User) sy #132 Osaka (3 users) ary #442 Moscow (8 Users) sy #710 Dar es Salaam (1 User) ary #1045. Athens (1 User)... Dia misaotra anao mpamangy. Fa raha tianao dia mba ampitapitao @ namana any ihany ary ataovy mazava ... ![]() Haja http://gasy-mkm.blogspot.ca/ PS: . Dia vangio koa ny Forum, ary raha misy resaka na famitinan-dresaka tianao ampitaina dia aza misalasala manoratra @ mikama@googlegroups.com. Fa rahefa mitsiditsidika ny sehatra, dia izahavo resaka atsy @ Search. Ohatra hoe raha manao search "Cafe" ianao dia hahita... Fanamarihana (ho an'ny mpandrindra): mety hoe pub no ataoko, hoy ianao.. nefa... tsy nataoko hakana vola ilay bilaogy, fa fitia hizarana vaovao @ mpiray taindrazana.. mino aho fa ahasoa ny angona vaovao ao @ ilay bilaogy. |
Fiffi - 26/08/2015 18:49
|
![]() |
hery - 26/08/2015 19:11
|
![]() Ato ara ny tena lohahevitra mikasika ny takelaka mahaliana: http://forum.serasera.org/forum/topic/t40aa9cf18648b |
rhaj0 - 27/08/2015 11:53
|
![]() ![]() Dia ny hafanam-po be dia be, nefany ny information tsy ampy.. dia indraidray lasa resaka ambony vavahady fotsiny... (ary tokony atsy @ "Politika" akoriny azany izany ity no ataoko ... pub |