fandrohahana mpanofa trano tsisy bail
1. ketty
(
31/08/2015 16:43)
Manao ahoana daholo,
nividy trano aho de nisy mpanofa tao @ le trano novidiako, fa tsy nasiana bail na contrat fa mitaiza kely de hoe aleo alou izy mba hijanona fa mitaiza kely. Efa ho 2 taona izao.
Tonga anefa ny fotoana tsy maintsy handrohahako azy satria ilaiko ny trano de hoe tsy mandoa hofan-trano tsn hono izy mandra-pahitany satria anaty préavis, nefa ny taratasy aza tsy nataonay. Ahoana ny lalàna momban''ny fandrohahana mpanofa , misy maharaka ve,misaotra betsaka
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.2919