You are here: home > Forum

Proteine Whey / Isolat

Lohahevitra : Fanatanjahantena
Fitohizan'ny hafatra : Proteine Whey / Isolat
Valiny : 0
pdevy - 24/08/2015 07:52
Miarahaba antsika rehetra

Hanontany ny hevitsika izay efa mahalala sy mampiasa proteine hoe inona no marque tsara raha olona manao musculation. Aiza no misy mivarotra anazy ireny akoatra ny pharmacie. dia mety ohatrinona eo ny vidiny.

Misaotra antsika mamaly
Valio | Miverina eny ambony