Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/4689 tineh enga anie
1. Rina geosther
( 31/08/2015 10:46)
Miarahaba o! mba mangataka an le hira an Tineh enga anie za. mankasitraka o
Hamaly
novalian'i
Majheik
ny
15/10/2016 20:02
2. hery
( 01/09/2015 13:41)
Efa nomeko anao tatsy ambadika ka.
http://studio3.radiovazogasy.com:10800/downloads/hira/get/4689.mp3
Hamaly
3. Majheik
( 08/03/2016 10:36)
Efa ela mitsy ah no mba nitady an'io hiran'i Tineh io Fa aona no mba fakàna ny mp3 an'io azafady sa audio tsotra ve?
Hamaly
4. tothe
( 14/10/2016 10:55)
Miarahaba oh, managataka an'le hiran'i Nirina sy Liva "Ifonako" iny anie raha mba azo atao eh, de ahoana no hakana azy mp3, miezka miheno azy ato aho fa extrait 31 seconde fotsiny no mba henoko. Misaotra tompoko
Hamaly
5. Majheik
( 15/10/2016 20:02)
aiza zany tineh zany azfd
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3088