Inona kay no itiavan'ny vehivavy mampidera nono?

1. mpilaza444 ( 08/09/2015 09:29)
Be ireo manao fitafiana mapiseho nono na koa manify ka hita tsara ny endriky ny nono. Fikatsahana ny tsara ve izany sa fitadiavana lehilahy? Tsy aritry ny lehilahy mantsy ny nono sy ny dongona eo amin'ny fivaviana.
novalian'i rhaj0 ny 21/09/2015 16:26
2. zanive ( 14/09/2015 08:53)
Amiko tsy fahazakana ny fandrosoana sady tsy misy fototra ary porofon toetsaina lazoin ny fajanahana ara tsaina
[quote=mpilaza444]
Be ireo manao fitafiana mapiseho nono na koa manify ka hita tsara ny endriky ny nono. Fikatsahana ny tsara ve izany sa fitadiavana lehilahy? Tsy aritry ny lehilahy mantsy ny nono sy ny dongona eo amin'ny
3. Fiffi ( 14/09/2015 13:29)

mpilaza444:

Be ireo manao fitafiana mapiseho nono na koa manify ka hita tsara ny endriky ny nono. Fikatsahana ny tsara ve izany sa fitadiavana lehilahy? Tsy aritry ny lehilahy mantsy ny nono sy ny dongona eo amin'ny fivaviana.



....ntssss ny anareo koh ve dé avy hatrany ny nono no jerevana fa tsy ny endriny aloha eh....

heu....tsy fitadiavana lehilahy zany mintss raha manao décolleté ny vehivavy....

....tsy we mampidera nono zany koh....on suit la mode c'est tout.....

il fut un temps koh , manao tee-shirt somary fohy...hita ny kobo...misy aza hita ny nombril ...aiza ny olana ?

c'est la mode c'est tout....

io aza lé akanjo , zany mintss ny paoziny fa ny sainarao no alefanareo lavitra loatra....

....mamoaka tsara ny taille...hummm.....misy tena milay be an.....
4. rhaj0 ( 14/09/2015 13:31)
avelao kosany izy mba hiankanjo @ izay itiavany azy ee... TSY voatery "ho anao lehilahy" anie no nisafidiany ny ankanjony ee.. Misy anie lehilahy sasany, koa na akanjo masera maotina izao azany, dia imaginer-ny ilay forme ao anaty lamba mikopakopaka ao, na koa ilay dian'ilay silipo no tadiavin'ny masony eee... ny sain'ny lehilahy no lasa @ izay alehany any koa ny viavy no lazaina fa...

Fa trandremo koa ngo dia lasa toa ireny extremista moslimo ireny, ka hoe, asaina afenina anaty burka ny vatan'ny vehivavy.. na koa ny gasy puritain taloha t@ vao nidiran'ny vazaha (fivavahana), ka hoe aza aseho ny laferana sy ny kiho... na koa sahala @ ireny tezitezi-poana @ n'apas ireny, ka neny mampinono eny antsena no kizakizatina...
5. rhaj0 ( 21/09/2015 16:26)
Raha ny "nono" k'lou, rahefa namadibadika ny fomba Malagasy aho, dia tsikaritro fa manana symbole lalina izy io: symbole-n'ny fiainana sy fibeazana voho sy ny sisa... Tao @ rakitr'i Flacourt raha tsy diso aho, dia nitantara ingahy io hoe, misy sary sikotra-na nono ny isan-tokan-trano taty.

Fa h@ izay nidiran'ny vazaha izay moa, sy @ izao fanatontoloana izao, dia ... asa loatra ny niafaran'izay mba soatoavin'ny Malagasy izay.. ao ny masiatsiaka @ n'a pas ho'a.. ao ny dangidangitra @ n'a pas...

Tsaroako i Jaojoby nanao fampisehoana an-kira. Dia mandihy etsy anoloana izy roa vavy zanany. Dia ahontsokotsona ny nono sy ny vody sy ny vatana iray manontolo eee... dia nojereko i bainina.. fa mitsiky fotsiny ho'a i bainina ho'a fa hendry izy eeee... mandihy ny ankizy koa maninona moa... raha mitsipelika ny silipo na ny tati-nono.. dia hadalan'izay tezitezitra na dangidangitra @ izany, fa mandihy fotsiny ny ankizy @ io eeee... ary TSY mandihy ho anao (lehilahy adala) io izy, fa faly mandihy fotsiny fa manja ny salegy eeee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2434