Fividianana sy fivarotana na fanofana trano sy tany

1. Jugali ( 04/09/2015 09:33)
Miarahaba antsika gasy rehetra,

Mila torohevita maro avy aminareo @resaka immobilier. Ts mahalala inin momba io sehatra io mints a satria 'zay ts nanofa trano hatram 'zay fa lova no nipetrahanay sy ry dadany sy mamanay sy ny zandriko. 'zao mieritreritra hividy na hanamboatra na mety hanofa trano/tany fa efa lehibe :D .

TSISY AGENCE IMMOBILIÈRE :
1) Aiza kay no misy "ressources" misy 'zay tkn fantatra rehetra @internet ra mety @ resaka immobilier. mampatahotra 'le resaka FISOLOKIANA faheno @ty resaka ty
=> ny resaka taratasy tany? ny dingana rehetra arahina @ fividianana tany na trano? ny resaka sy fomba fanofana trano rehetra? ten ts arako ny oe bail e sns? ny jiro sy rano kay iz no mandoa azy? sns tena vaovao @ty resaka ty

MISY AGENCE IMMOBILIÈRE :
1) ar 'reny agence immobilière 'reny maro ny mampanontany a. fa manin moa 'le tompon-tany na trano no mande makany @izy reny fa ts tong d mandefa annonce direct @ gazety o.O ?
2) lafo kokoa v ny tany/trano @ agence sa manaon ny frais alain'iz reny @ tompon-tany?
3) In moa no manakana ahy ts tonga d hividy direct @ 'le tompon-tany/trano aveo refa hita ny tompony fa ts mbola mi-passe @ agence? sa misy anaran'le agence mandende v n'aiza n'aiza @ taratasy sy fividianana ny tany/trano avy eo?
4) Aiza no mandoa ny vola @'reny agence reny? 'za v no angalana an'le frais sa 'le tompony?

Somary b fanontaniana :D

Misaotra indrindra,
2. pralahgolo ( 04/03/2018 01:01)
tena tsy manana ambara mahakasikanio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1342