Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
joe.rakotondramanana45
(
29/11/2015 16:43)
misy lehilahy tiako b nef ts mety miresak amik mit...
misy lehilahy tiako b nef ts mety miresak amik mitsy izy ...
suite
répondu par nrnfel le 22/12/2015 18:56
sitlo
(
29/11/2015 08:13)
Andriana tsy azo iandrianana
Fa izy io ve tahaka ny alika mivovo ery alavitra ety dia antonina dia manao fifaninana hazakazaka sa ahoana e?
Ilay andriana sy ny fiandrianana mantsy rehefa nataoko ny fandinihana dia ny resaka anaty...
suite
répondu par 5laody le 03/12/2015 13:28
tahianamalagasy
(
28/11/2015 10:11)
Mila fanampiana
sao mba misy afaka mapita hafatra ho any sepiera viviane na bruno eto paris ,fa mba mila azy reo maika! Miaotra mialoa indrindra tompoko!...
suite
Yahl
(
27/11/2015 12:10)
Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanar...
Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanaraka ny fampianaran' i Yahoshuah entin' i Samuelson Edward ilay Ambasadaoron' ny lanitra notendren' Andriamanitra Ray sy Yahoshuah hamerina ny tena fam...
suite
répondu par Yahl le 25/12/2015 17:42
ontsy
(
27/11/2015 11:31)
Biby tsy manan-doha ve tsy mandeha ? ... Asa
Salama ry havako !
Efa 23 volana izay no hoe : nisy mpitondra voafidimbahoaka, hono, any Madagasikara.
Nalaza tsy nihinana tahaka ny vilintsahona anefa izany, satria ny sahona tsy nahandro, ny lovia t...
suite
rabaradaka
(
27/11/2015 09:49)
Taratasy misokatra ho an'Atoa Lala RASENDRAHASINA, Mpitandrina, Filohan'ny FJKM
Taratasy misokatra ho an’Andriamatoa Lala RASENDRAHASINA, Mpitandrina, Filohan’ny FJKM
Tompoko,
Ho aminao anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo s...
suite
répondu par rabaradaka le 24/02/2016 05:46
bor2lais
(
26/11/2015 10:01)
Fomba fiasan'ny sekta ! (tohiny)
Efa nampoizina ihany fa dia zaraiko ihany :
[url=http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2015/11/25/soeur-fabiola-mijanona-eny-antanimora-tsy-mitsahatra-mitombo-ireo-mpitory-azy/]any am-ponja i F...
suite
répondu par bor2lais le 30/12/2015 15:43
rabaradaka
(
26/11/2015 08:47)
Ampy izay
Mahagaga fa efa ela no leo ny vahoaka nefa dia mangina. Aiza ve ka hatramin'ny fanendrena ny membre de CENI teo dia nidiran'ny Première Dame !! Soa ihany fa tsy tafiditra ila Général efa nakany vol...
suite
victorine15
(
26/11/2015 06:33)
Inona ny manala tasy @tarehy,aingana,natoraly,...
Inona ny manala tasy @tarehy,aingana,natoraly,...
suite
répondu par endriny le 18/12/2015 08:17
biobio
(
25/11/2015 12:53)
fitiavana mampijaly!mba ampio !
Miarahaba antsika rehetra!! miala tsiny fa somary lava² ny resaka
vehivavy ny tenako , manam bady ary efa manan janaka iray !! ra fintinina ny toetrako alohan'itatarako ny olana mandalo a@ko dia ol...
suite
répondu par nrnfel le 22/12/2015 20:03
rhaj0
(
24/11/2015 17:40)
Creation
http://www.lapresse.ca/sciences/201511/24/01-4924157-en-chine-une-usine-geante-va-cloner-vaches-et-chiens.php
[i]Le plus grand site mondial de clonage d'animaux est en cours de construction en Chine, ...
suite
répondu par endriny le 21/12/2015 14:32
nayarb
(
24/11/2015 11:40)
mitady hevitra
salama daholy.. mba toroy hevitra ry zareo amin fomba fanalana angadrano amin volo fa efa betsak ihany zay natao taminy zay fa tsy mety afaka e :( ...
suite
endriny
(
23/11/2015 07:50)
Soavaly manidina, bibiolona, Ombimanga manidina
Ny zanako dia tena mino fa I Dadabe Noely dia entin'ny kalesin'ombimanga manidina eny an-danitra eny. Ary mipetraka any amin'ny tany mangatsiaka izy manamboatra kilalao ho an'ny zaza Hendry. Ka rehefa...
suite
répondu par endriny le 17/12/2015 15:12
SP-TCA_3
(
20/11/2015 14:16)
NY HEVITRAO
"Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko" Rom 7:19
Ny hevitrao @zany??...
suite
répondu par SP-TCA_3 le 16/12/2015 14:57
bor2lais
(
20/11/2015 10:02)
Sabata Kristiana
Mafana dia mafana tokoa ny fifanakalozana mikasika io sabata io tao ho ao eto amin'ity sehatra ity ka nahatonga ahy nahatsiaro ny fizarana nentin'ny namana Tefigasy ;-) teto mikasika io lohateny io !
...
suite
répondu par rhaj0 le 21/12/2015 17:34
mpisotrtoaka
(
18/11/2015 15:08)
OTITE na TOTONGAN-DRONONO
Inona kay r'ireto no mba fanafody mety mahafaka totongan-dronono fa mijaly be ilay zanako ! Efa fony izy 2 taona hatramzao efa 7 taona mbola tsy sitrana foana ! Maimbo any an-dakilasy ilay izy dia reh...
suite
répondu par vahiny2004 le 26/11/2015 16:07
SP-TCA_3
(
18/11/2015 07:39)
DISCUSION
Miarahaba ny namana rehetra. Aon ny hevitrareo @ty affirmation ty : Manoloana ny toe-javatra izay mitranga dia tsy tokony ho baikon'ny "sentiment" ny olona fa tokony ho baikon'ny "raisonnement"....
suite
répondu par SP-TCA_3 le 18/11/2015 14:08
victorine15
(
17/11/2015 14:49)
Ny tantely ve manala tasy@tarehy
Tompoko,mba mila torohevitra aho, monbany tantely...
suite
répondu par faed16 le 30/06/2016 06:44
fahorihambe
(
17/11/2015 04:13)
TRIMÉTHYLAMINURIE (TMAU
manahoana daholo e!
lehilahy ny tenako manoratra ary 29 taona aho izao. Manambady aman-janaka iray koa. mba mangataka torohevitra aminareo fa tena mijaly ary tena sahiran-tsaina tokoa. ny olako dia i...
suite
répondu par faed16 le 30/06/2016 06:53
gasy1zay
(
16/11/2015 14:47)
Pray for Paris
Mba te hanontany aho hoe ireo izay nametraka an'io t@ statut FB-ny na nanao j'aime t@ FB ve dia tena nivavaka tokoa sa mba nisy eritreritra nandalo fotsiny hoan'ireo maty sy naratra ary ny fianakavian...
suite
répondu par rhaj0 le 08/12/2015 14:10
