Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 27/01/2016 13:39)
Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero
Tiako mba (iarahana) vabahana kely hoe, toatoa ny ahoana ny fahalalana sy fi(s)ainan-draolona t@ taona zero.. Ny tiako ahatongavana, dia ny ahalalana tsara ny etat d'esprit [size=4](an'i Jesosy sy ny ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/09/2017 04:49
rhaj0 ( 27/01/2016 13:37)
Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero
Tiako mba (iarahana) vabahana kely hoe, toatoa ny ahoana ny fahalalana sy fi(s)ainan-draolona t@ taona zero.. Ny tiako ahatongavana, dia ny ahalalana tsara ny etat d'esprit [size=4](an'i Jesosy sy ny ... tohiny
RRNP ( 27/01/2016 10:50)
SLT DOL,IN KAY RY ZAREO NY SAKAFO MAMPANGEZA AINGA...
SLT DOL,IN KAY RY ZAREO NY SAKAFO MAMPANGEZA AINGANA... tohiny
tongavasoa ( 27/01/2016 07:22)
mitady vady
Za dia lehilahy 38 Taona, manana zanaka 2, mipetraka rery, ka mitady vady hiaraka hifanohana @ fiainana, raha mety de vehivavy tsy miteraka satria na manaiky ny tsy hiteraka intsony fa ireo zaza 2 ire... tohiny
novalian'i dyfisa ny 25/09/2016 06:01
zafaly ( 26/01/2016 14:32)
torolalana
salama tompoko ô,izaho hoy aho ry zareo mba mila torolalana aminareo a.Izao ilay izy,izaho izany te-hiditra ho mpampianatra ka mila torolalana izaho aminareo izay mahay ny tokony haleha sy hatao amin... tohiny
novalian'i zafaly ny 18/02/2016 07:15
ZoMaman ( 25/01/2016 08:23)
Volon-jaza
Miarahaba tompoko. Efa misy taminareo ve naheno oe tsy tsara raha lava loatra ny volon-jaza fa mampafarofy azy? Dia mba misy afaka manazava ny antony ve? Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i ZoMaman ny 27/01/2016 10:25
yrmia ( 25/01/2016 06:01)
Fampisehoana SOLIKA
Iza @ tsika ato kay no mba mankafy kalon'ny fahiny sy bà gasy ? Ity ry reto misy fampisehoana ataon'ny SOLIKA eny @ AfT Andavamamba hono @ 5 febroary @ 6 sy sasany hariva itako tao @ [url=https://www... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:13
rabaradaka ( 22/01/2016 09:49)
hosorana menaka dia ho hitanao ny hatsarany
Matetika ny vehivavy rehefa mahazaoazo taona dia maisatra io fivaviana (vagin) io ary sahirana ny bandy efa faible ny fihenjanany. Izao no atoroko : fosorana menaka kely eo am-bavany eo dia ho hitanao... tohiny
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:46
rabaradaka ( 22/01/2016 09:45)
Fa maninona no mitazam-potsiny e ?
Mahagaga mihitsy isika malagasy ireto, raha sendra zavatra iray ka hampandroso dia maika ery isika hitsikera izany, fa raha zavatra efa hita fa mikoroso fahana dia tsy mampihontsina antsika. Iza no ts... tohiny
rhaj0 ( 20/01/2016 19:38)
CREDO Jean-Paul Carriere
NIsy film koa nitantara ny boky. i Jean-Louis Trintignant no nilalao azy. Resaka adi-hevitra eo @ olona roa, ny iray mino, ny iray tsy-mino. https://fr.wikipedia.org/wiki/Credo_(téléfilm) Isan'ny ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 27/01/2016 09:58
victorine15 ( 20/01/2016 06:14)
Zazakely,1 semaine,
Zazakely,erinandro,mavomavo be!Ny masony sy ny ati,vava,... tohiny
novalian'i endriny ny 21/01/2016 15:11
pat1106 ( 19/01/2016 15:25)
Fanagatahana hevitra
Salama daolo, raha ohatra ve ka visa touristique no nalaina dia mety ho tafajanonana ao Frantsa raha toa ka maita asa atao. Inona ny zavatra tokony atao, mba toroy hevitra ry namana isany. Misaotra mi... tohiny
novalian'i erbly27 ny 10/05/2016 20:08
ZoMaman ( 19/01/2016 14:51)
Sakafon-jaza
Miarahaba tompoko, Mba mangataka recette tsotra mety ampangeza zaza herintaona eo, ataony gouter na desera koa tsy maninona. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ZoMaman ny 27/01/2016 10:27
robinsonrandrianarisoa ( 16/01/2016 08:02)
bjr daolo.sao dia mb misy manana ny tonony na audi...
bjr daolo.sao dia mb misy manana ny tonony na audio an'le "you raise me up" @teny gasy iny azfd?Merci!(le ataon'i Sarobidy Les Adeline)... tohiny
novalian'i ikalamako ny 01/02/2016 22:18
robinsonrandrianarisoa ( 16/01/2016 07:30)
bjr daolo.sao dia mb misy manana ny tonony na audi...
bjr daolo.sao dia mb misy manana ny tonony na audio an'le "you raise me up" @teny gasy iny azfd?Merci!(le ataon'i Sarobidy Les Adeline)... tohiny
ackassrak ( 14/01/2016 17:03)
Apllication iadivana @reo panao sito-mahery
Kaiz doly! ty misy application vaovao ,afaka miretrace n telefonanao izy ra sanatri misy misitona eny an-dalana na nisy nanagalatra,Leomaster ny anarany,telechargeo ao @ito: https://play.google.com/st... tohiny
novalian'i heirzo ny 26/11/2016 07:29
gasy1zay ( 13/01/2016 15:38)
Ny fijangajangana ao @ baiboly
Ny Ntaolo malagasy dia tsy dia tena havanana loatra ny mifampiresaka "sexualité" hany ka somary voafetra ihany ny voambolana ampiasaina raha resaka sexualité no resahina eo @ fiteny andavanandro. M... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/01/2016 21:35
Yahl ( 13/01/2016 10:30)
RENDEZ VOUS 04 MARS 2016 HANASANA ANTSIKA REHETRA AM-PITIAVANA SY AM-PIFALIANA HIARA HANKALAZA NY FETY HIDERANA NY ANARAN' YAHOSHUAH
Tafaverina indray ilay ANARANA nafenina hatrizay 2000 taona izay, dia ilay Anarana tokana mitondra famonjena sy famelan-keloka ary Anarana tena IZY.(As.Apost.4:12) + Jaon 4:22 Izany koa dia efa mande... tohiny
novalian'i psni ny 24/09/2016 17:07
Strong3 ( 13/01/2016 09:41)
hitan'i siansa hoe fa misy FANAHY ny olona ????
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0ahUKEwiu8annvabKAhVFQhQKHduuAjoQFggdMAA&url=http%3A%2F%2Fwww.sante-nutrition.org%2Fun-neurochirurgien-de-harvard-con... tohiny
novalian'i Strong3 ny 14/01/2016 06:54
rhaj0 ( 12/01/2016 14:41)
Izay voasoratra dia... toa mifanipaka
Aleo alamina dia asesy eto azany ny samy resaka mifanipaka atsimo sy avaratra, ambony sy ambany, anatiny sy ivelany, ao anaty Baiboly, araka ny navoitran'ity Quiz ity.. [youtube]https://www.youtube.c... tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/01/2016 07:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3879