Volon-jaza

1. ZoMaman ( 25/01/2016 08:23)
Miarahaba tompoko.
Efa misy taminareo ve naheno oe tsy tsara raha lava loatra ny volon-jaza fa mampafarofy azy? Dia mba misy afaka manazava ny antony ve? Misaotra betsaka
novalian'i ZoMaman ny 27/01/2016 10:25
2. booboo ( 25/01/2016 16:01)
ié ! ny mamako nilaza ahy an'io. fa tsy ilay volo lava no mampafarofy fa raha tsy équilibré ny sakafon'ilay zaza dia tonga dia any @ volo no mora hita izay carrence misy ( fer indrindra² ).
3. ZoMaman ( 27/01/2016 10:25)
Misaotra @valin-teny. Ay ve misy an'izany. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4915